Fanampiana amin’ny fandalinana
Teny fanolorana


Fifanesen’ny vanim-potoana

Ity fifanesen’ny vanim-potoana fohifohy ity dia afaka manome sary an-tsaina anao ny fifandimbiasan’ireo zava-niseho tamin’ny fotoan’ny Baiboly sy ny Bokin’i Môrmôna. Maro ireo daty izay tsy voafaritra mazava indrindra ny tao anatin’ny vanim-potoan’ny Testamenta Taloha.