Toe-javatra tamin’ny andron’ireo patriarika voalohany. (Noho ny mahasarotra ny famaritana ny daty marina nitrangan’ny toe-javatra eo amin’ity fizarana ity, dia tsy omena ny daty.) | |
Talohan’i Kristy | |
4000 |
Lavo i Adama. |
Nanompo i Enoka. | |
Nanompo i Noa; safotry ny rano ny tany. | |
Natsangana ny Tilikambon’i Babela; nandeha nankany amin’ny tany nampanantenaina ny Jaredita. | |
Nanompo i Melkizedeka. | |
Maty i Noa. | |
Teraka i Abrama (Abrahama). | |
Teraka i Isaka. | |
Teraka i Jakoba. | |
Teraka i Josefa. | |
Namidy tany Egypta i Josefa. | |
Niseho teo anoloan’i Farao i Josefa. | |
Nandeha nidina tany Egypta i Jakoba (i Isiraely) sy ny ankohonany. | |
Maty i Jakoba (i Isiraely). | |
Maty i Josefa. | |
Teraka i Mosesy. | |
Nitarika ny zanak’i Isiraely hivoaka an’i Egypta i Mosesy (ny Eksodosy). | |
Nafindra i Mosesy. | |
Maty i Josoa. | |
Taorian’ny nahafatesan’i Josoa dia niandoha ny fotoan’ny mpitsara, ka i Otniela no mpitsara voalohany ary i Samoela no farany; ny filahatr’ireo hafa mbamin’ny daty dia tena tsy azo antoka. | |
Voahosotra ho mpanjaka i Saoly. |
Toe-javatra tao amin’ny Fanjakana Tokan’i Isiraely | |
1095 |
Nanomboka ny fitondran’i Saoly. |
1063 |
Nohosoran’i Samoela ho mpanjaka i Davida. |
1055 |
Tonga mpanjaka tao Hebrona i Davida. |
1047 |
Tonga mpanjaka tao Jerosalema i Davida; Naminany i Natana sy i Gada. |
1015 |
Tonga mpanjakan’i Isiraely manontolo i Solomona. |
991 |
Vita ny tempoly. |
975 |
Maty i Solomona; nikomy tamin’i Rehoboama zanakalahiny ireo foko folo tany avaratra ka dia nizarazara i Isiraely. |
Toe-javatra tao Isiraely |
Toe-javatra tao Joda |
Toe-javatra teo amin’ny Tantaran’ny Bokin’i Môrmôna | |||
---|---|---|---|---|---|
975 |
Jeroboama no mpanjakan’i Isiraely. | ||||
949 |
Nambabo an’i Jerosalema i Sisaka mpanjakan’i Egypta. | ||||
875 |
Tao Samaria no nanapahan’i Ahaba tamin’i Isiraely avaratra; naminany i Elia. | ||||
851 |
Nanao fahagagana lehibe i Elisa. | ||||
792 |
Naminany i Amosa. | ||||
790 |
Naminany i Jona sy i Hosea. | ||||
740 |
Nanomboka naminany i Isaia (Naorina i Roma; Nabonasara no mpanjakan’i Babylona tamin’ny taona 747; Tiglato-pilesera Ⅲ no mpanjakan’i Asiria hatramin’ny taona 747 ka hatramin’ny taona 734.) | ||||
728 |
Hezekia no mpanjakan’i Joda. (Salmanesera Ⅳ no mpanjakan’i Asyria). | ||||
721 |
Fongana ny Fanjakana Avaratra; nentina ho babo ny foko folo; naminany i Mika. | ||||
642 |
Naminany i Nahoma. | ||||
628 |
Naminany i Jeremia sy i Zefania. | ||||
609 |
Naminany i Obadia; Nentina ho babo tany Babylona i Daniela (Nianjera i Ninive tamin’ny taona 606; Nebokadnezara no mpanjakan’i Babylona hatramin’ny taona 604 ka hatramin’ny taona 561). | ||||
600 |
Nandao an’i Jerosalema i Lehia. | ||||
598 |
Naminany tao Babylona i Ezekiela; naminany i Habakoka; i Zedekia no mpanjakan’i Joda. | ||||
588 |
Niala tao Jerosalema i Mioleka mba ho any amin’ny tany nampanantenaina. | ||||
588 |
Nisaraka tamin’ny Lamanita ny Nefita (teo anelanelan’ny taona 588 sy 570). | ||||
587 |
Nambabo an’i Jerosalema i Nebokadnezara. |
Toe-javatra teo amin’ny Tantaran’ny Jiosy |
Toe-javatra teo amin’ny Tantaran’ny Bokin’i Môrmôna | ||
---|---|---|---|
537 |
Nanapaka i Kirosy fa afaka miverina miala an’i Babylona ny Jiosy ho any amin’ny tanin’i Isiraely. | ||
520 |
Naminany i Hagay sy i Zakaria. | ||
486 |
Niaina i Estera. | ||
458 |
Nomem-pahefana i Ezra hanao fanovana. | ||
444 |
Voatendry ho governoran’i Jodia i Nehemia. | ||
432 |
Naminany i Malakia. | ||
400 |
Nandray ireo takelaka i Jarôma. | ||
360 |
Nandray ireo takelaka i Ômnia. | ||
332 |
Nahafaka an’i Syria sy i Egypta i Aleksandra Lehibe. | ||
323 |
Maty i Aleksandra. | ||
277 |
Natomboka ny fandikana ny soratra masina Jiosy ho amin’ny fiteny Grika. | ||
167 |
Nikomy tamin’i Syria i Matatiasy ilay Makabeo. | ||
166 |
Tonga mpitondra ny Jiosy i Jodasy Makabeo. | ||
165 |
Voadio ny Tempoly ary natokana indray; nanomboka ny Hanoka (fetin’ny fahazavana). | ||
161 |
Maty i Jodasy Makabeo. | ||
148 |
Maty maritiora i Abinadia; naorin’i Almà indray teo anivon’ny Nefita ny Fiangonana. | ||
124 |
Nanao ny lahateniny farany tamin’ny Nefita i Benjamin’ny. | ||
100 |
Nanomboka ny asany i Almà zanany sy ireo zanakalahin’i Môzià. | ||
91 |
Nanomboka ny fitondran’ny mpitsara teo anivon’ny Nefita. | ||
63 |
Nahafaka an’i Jerosalema i Pompey, niafara tany Isiraely ny fanapahan’ny Makabeo ary nanomboka ny fanapahan’ny Romana. | ||
51 |
Nanjaka i Kleôpatra. | ||
41 |
Natao mpiara-manapaka amin’i Jodia i Heroda sy i Fazaela. | ||
37 |
Tonga mpitondra tao Jerosalema i Heroda. | ||
31 |
Raikitra ny adin’i Aktioma; Aogostô no amperora tao Roma hatramin’ny 31 taona talohan’i Kristy ka hatramin’ny 14 taona taorian’i Kristy. | ||
30 |
Maty i Kleôpatra. | ||
17 |
Nohavaozin’i Heroda ny tempoly. | ||
6 |
Naminany ny amin’ny fahaterahan’i Kristy i Samoela ilay Lamanita. |
Toe-javatra teo amin’ny Tantaran’ny Kristiana |
Toe-javatra teo amin’ny Tantaran’ny Bokin’i Môrmôna | ||
---|---|---|---|
Taorian’i Kristy |
Taorian’i Kristy | ||
Nahaterahan’i Kristy | |||
30 |
Nanomboka ny asa fanompoan’i Kristy. | ||
33 |
Nohomboana i Kristy. |
33 na 34 |
Niseho tany Amerika i Kristy nitsangana tamin’ny maty. |
35 |
Niova fo i Paoly. | ||
45 |
Nanao ny diany voalohany amin’ny asa fitoriana i Paoly. | ||
58 |
Nalefa tany Roma i Paoly. | ||
61 |
Nifarana ny tantaran’ny Asan’ny Apôstôly. | ||
62 |
May i Roma; nenjehina ny Kristiana tamin’ny nanjakan’i Nero. | ||
70 |
Nandositra tao Pela ny Kristiana; natao fahirano i Jerosalema ary babo. | ||
95 |
Nenjehin’i Domitiana ny Kristiana. | ||
385 |
Fongana ny firenena Nefita. | ||
421 |
Nafenin’i Môrônia ireo takelaka. |