Ny soritsoritra eo amin’ny sarintany eo ambany dia manondro ny toerana misy ny tsirairay amin’ireo sarintany mitondra laharana izay omena manaraka izao. Ireto sarintany ireto dia ahitana faritra midadasika ary koa faritra mitangorongorona ara-jeôgrafia.
Etazonia Avaratra Atsinanana
Palmyra-Manchester, New York, 1820–1831
Ny Faritr’i New York, Pennsylvania, ary Ohio any Etazonia
Kirtland, Ohio, 1830–1838
Ny Faritr’i Missouri, Illinois, ary Iowa any Etazonia
Ny Dian’ny Fiangonana Miankandrefana
Sarintanin’Izao Tontolo Izao
Izao manaraka izao no fanalahidy hahatakarana ireo marika sy tarehintsotratra izay ampiasaina eo amin’ny sarintany. Anampy izany, ny sarintany tsirairay dia mety hirakitra fanalahidy miaraka amin’ny fanazavana ireo fanampin-tarehi marika izay an’izany sarintany izany manokana.
■
Ny efamira volom-boasary dia maneho ireo trano naorina, na tranombarotra na zavatra manokana hafa hita ao amin’ilay tanàna.
●
Ny teboka mena dia maneho tanàn-dehibe na tanàna.
Ranomasimbe Atlantika
Io tarehintsotratra io dia ampiasaina ho famantarana ny toerana ara-jeôgrafia toy ny farihy, ny renirano, ny tendrombohitra, ny tany foana, ny lohasaha.
Palmyra
Io tarehintsoratra io dia ampiasaina ho an’ny tanàn-dehibe sy ny tanàna.
New York
Io tarehintsoratra io dia ampiasaina ho an’ireo fitsinjarazarana ara-pôlitika, toy ireo faritra sy faritany ary faritanin’any Amerika.
Kanada
Io tarehintsoratra io dia ampiasaina ho an’ireo fitsinjarazarana ara-pôlitika, toy ireo firenena sy ireo Kaontinanta.