Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Ny lanjan’ny finamanana


Ny lanjan’ny finamanana

Mahatsapa ho manana andraikitra ireo mpikambana ao amin’ny paroasin’i Surprise Lake ny amin’ny zavatra iainan’ny niova fo tsirairay. Tamin’ny alalan’ny finamanana sy ny fikarakarana manokana no niarahan’izy ireo namakivakivaky ny lalan’ny fiovam-po tamin’ireo mpikambana vaovao tao anatin’ny fitiavana.

Hamoaka printy