Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Asa iray: Fomba ankaherezan’ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana ireo mpikambana vaovao


Asa iray: Fomba ankaherezan’ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana ireo mpikambana vaovao

Ity horonan-tsary ity dia manaraka ny dian’ny fianakaviana iray izay niditra ho mpikamban’ny Fiangonana, ka dia mahatsapa ny fifaliana avy amin’ny asa atao any amin’ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana rehefa mahita ny anaran’ny razambeny sy manatanteraka ôrdônansin’ny tempoly ho azy ireo.

Hamoaka printy