Ôktôbra 2020 Herinandro 4 Jason B. WhitingFo trobaky ny ratra lalina: Fahatakarana ny herisetra ao amin’ny fianakavianaNy profesora iray ao BYU dia manazava ireo fitrangana herisetra ao amin’ny fianakaviana. Mizara hafatra mitondra fanantenana ireo apôstôlyIreo mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo dia mizara hevi-baovao mahakasika ny fiarahana akaiky amin’ Andriamanitra sy ny fanompoana ny hafa mandritra ny valan’aretina. Herinandro 2 Onnastasia ColeManohana an-dreniko eo am-pialany tanteraka amin’ny fisotroana zava-pisotro misy alikaolaNizara ny zavatra niainany tamin’ny fanohanana an-dreniny hiala tanteraka amin’ny fisotroana zava-pisotro misy alikaola ny tanora iray. Nanon TalleyFamantarana ny herisetra ara-pihetseham-poOhatra sy soritra famantarana ny herisetra ara-pihetseham-po. Marissa WiddisonFomba mihoatra ny iray handalinana ny soratra masinaHevitra momba ny fomba haingana sy mahafinaritra handalinana ny soratra masina Herinandro 1 Afaka mahita ny fanafahana ianao Richard OstlerPaika 7 handresena ny fampiasana ny pôrnôgrafiaMizara paika fito handresena ny fampiasana tsy hay tohaina ny pôrnôgrafia ny eveka teo aloha ana paroasin’ny tanora tokan-tena iray. Destiny YarbroMitovy ve ny fiankinan-doha sy ny fikomiana?Mizara ny fahitany ny tsy mampitovy ny fiankinan-doha sy ny fikomiana ary ny fomba hanampian’ny fiankinan-doha hanalefaka ny fontsika ny tanora iray.