Oktobra 2012 Fivoriana Asabotsy Maraina Fivoriana Asabotsy Maraina Thomas S. MonsonTongasoa eto amin’ ny FihaonambeEnga anie isika hihaino amim-pitandremana ireo hafatra … , mba hahafahantsika mahatsapa ny Fanahin’ ny Tompo sy mahazo ny fahalalana izay iriany ho azontsika. Quentin L. CookTsapanareo Ve Izany Ankehitriny?Mieritreritra ny sasany ato am-piangonana fa tsy afaka mamaly eny tsy am-pisalasalana an’ilay fanontanian’i Almà izy ireo. Tsy mahatsapa “fifaliana sy fanavotana [izy ireo] ankehitriny.” Ann M. DibbFantatro sy Iainako ary Tiako Izany.Mpanara-dia an’ilay Jesoa Kristy Mpamonjy antsika isika. Ny fiovam-po sy fahatokian-tena toy izany dia vokatry ny fanaovana ezaka tamim-pahavitrihana sy tamim-pandinihana. Zavatra an’ny tena manokana izany. Dingana tanterahana mandritra ny fiainana izany. Craig C. ChristensenFanomezana Iray Tsy hay Lazaina avy amin’ AndriamanitraMiara-miasa am-piraisankina tanteraka amin’ ny Ray any an-danitra sy i Jesoa Kristy ny Fanahy Masina, ka manatanteraka anjara asa manan-danja maro ary andraikitra maro miavaka tsara. Shayne M. Bowen“Satria Velona Aho, dia ho Velona Koa Ianareo”Noho Izy, ilay Jesoa Kristy Mpamonjy antsika, dia ho atelin’ny fifaliana feno ireo fahatsapana alahelo sy fanirery ary hakiviana indray andro any. Russell M. NelsonAnontanio ireo Misiônera! Afaka Manampy Anao Izy Ireo!Ireo misiônera rehetra, na antitra na tanora, dia manompo miaraka amin’ ny fanantenana iray ihany, dia ny hanaovana izay hahatsara kokoa ny fiainan’ olon-kafa. Dieter F. UchtdorfMikasika ny Nenina sy ny Fanapahan-kevitraArakaraky ny hanokanantsika tena bebe kokoa amin’ ny fikatsahana ny fahamasinana sy ny fahasambarana no hampihena ny tranga izay mitondra antsika amin’ ny lalana mankany amin’ ny nenina. Fivoriana Asabotsy Tolakandro Fivoriana Asabotsy Tolakandro Henry B. EyringNy Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ ny Fiangonana L. Tom PerryLasa Ray Aman-dreny Tsongoin’olom-boloMaro ireo fomba ahafahan’ireo ray aman-dreny tsongoin’olom-bolo mahazo ny fanampiana sy ny fanohanana ilainy mba hampianarana ny filazantsaran’i Jesoa Kristy an’ireo zanany. M. Russell BallardMazoto MirotsakaTanteraka ireo zavatra lehibe ary mihamaivana ireo enta-mavesatra noho ireo ezaka ataon’ny olona maro “hazoto hirotsaka amin’ny tanjona tsara.” Larry J. Echo Hawk“Tongava Aty Amiko Ianareo Ry Mpianakavin’i Isiraely”Ho lasa fitaovana hanatanterahana ireo fampanantenana lehibe ao amin’ny Bokin’i Môrmôna isika rehefa manatona an’i Jesoa Kristy Mpamonjy antsika, ary manadio ny fontsika. Robert C. GayFa inona no homen’ ny olona ho takalon’ ny ainy?Tokony [hafointsika] ny fahotantsika rehetra na bitika na goavana, mba hahazoana ny fiainana mandrakizay izay valisoa avy amin’ ny Ray Scott D. WhitingFenitry ny TempolyIreo fenitra avo dia avo arahin’ ity Fiangonana ity mikasika ny fanorenana tempoly dia ohatra, ary tena tandindona mihitsy aza, ho an’ ny fomba tokony hitondrantsika ny fiainantsika manokana. Neil L. AndersenFitsapana ny FinoanaoToy ilay afo midedadeda izay manova ny vy ho tsy, rehefa mitoetra ho mahatoky isika mandritra ny fizahan-toetra ny finoan, dia misy fandiovana ara-panahy mitranga ary dia mitombo ny herintsika ara-panahy. Dallin H. OaksArovy ny AnkizyTsy tokony hisy hahavita hanohitra ny fiangaviana mba hiraisantsika hina hampitombo ny firaharahiantsika izay mahasoa ny zanatsika sy ny hoavin’ireo zanatsika—dia ny taranaka vao misondrotra. Fivoriamben’ny Fisoronana Fivoriamben’ny Fisoronana D. Todd ChristoffersonRy rahalahy, manana asa atao isikaAmin’ny maha-lehilahy mpihazona ny fisoronana antsika dia manana anjara toerana manan-danja isika eo amin’ny fiaraha-monina, sy ao an-tokantrano ary ato am-piangonana. Gary E. StevensonHo Sahy amin’ ny Herim-po, sy ny Tanjaka ary ny AsaMeteza ho mendrika tahaka ireo zatovo miaramila roa arivo izay nanana fahasahiana tamin-kerim-po amin’ ny maha-mpihazona fisoronana mendrika anao. Anthony D. PerkinsMitandrema ny Momba Tenanareo[M]ijanòna eo amin’ ny lalan’ ny fivoarana ao amin’ ny fisoronana amin’ ny alalan’ ny fanamafisanareo orina ny fiovam-ponareo sy ny fampatanjahana ny fianakavianareo. … Ialao ireo zava-mandoza amin’ ny fampandriana sofina amin’ ireo famantarana ara-panahy milaza hoe “Tandremo” izay napetrak’ Andriamanitra sy ireo mpaminany eny amin’ ny lalantsika. Dieter F. UchtdorfNy Fifaliana avy amin’ ny FisoronanaNdeha isika handray sy hahatakatra ny fahagagana sy tombontsoa avy amin’ ny fisoronana. Ndeha isika hanaiky sy hitia ireo andraikitra izay hangatahina ho tanterahantsika. Henry B. EyringAmpio Izy Ireo Hametraka Tanjona TsaraIreo izay tarihanao, raha mitari-dalana azy ireo ianao, dia ho afaka hahita sy haniry ary hino fa afaka mahatratra izay rehetra azon’ izy ireo tratrarina izy ireo eo amin’ ny fanompoana ato amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra. Thomas S. MonsonMijery ny Hafa Araka Izay Mety ho AhatongavanyTokony hampitombo ny fahaizantsika mijery ireo lehilahy tsy amin’ ny endriny amin’ izao fotoana izao isika fa amin’ ny zavatra mety ho vitany. Fivoriana Alahady Maraina Fivoriana Alahady Maraina Henry B. EyringAiza no Misy ny Lay?Ilay lay izay toa manakana ireo fanampiana avy any amin’Andriamanitra dia tsy mandrakotra an’Andriamanitra saingy mandrakotra antsika kosa indraindray. Tsy miafina na oviana na oviana Andriamanitra, kanefa isika dia miafina indraindray. Boyd K. PackerNy SorompanavotanaNa aiza na aiza mety alehan’ny mpikambana sy ny misiônera ato amintsika, ilay hafatra zaraintsika dia ny finoana sy fanantenana ao amin’i Jesoa Kristy Mpamonjy. Linda K. BurtonMijere aloha, ary avy eo dia manompoaMiaraka amin’ny fampiharana, dia afaka ny ho tonga bebe kokoa tahaka ny Mpamonjy ny tsirairay avy amintsika rehefa manompo ny zanak’Andriamanitra isika. Walter F. GonzálezMianatra amin’ny FontsikaFomba iray hanatonana an’i Kristy ny fikatsahana ny hianatra ireo fahamarinana tena manan-danja amin’ny alalan’ny fontsika. Jeffrey R. HollandNy Didy Lehibe VoalohanyManana fiainana amin’ny maha-mpianatra manolo-tena antsika isika mba ho atolotra ho fanehoana ny fitiavantsika ny Tompo. Thomas S. MonsonEritrereto Ireo FitahianaMahafantatra ny zavatra ilaintsika ny Raintsika any an-danitra ary hanampy antsika izy rehefa mangataka fanampiana Aminy isika. Fivoriana Alahady Tolakandro Fivoriana Alahady Tolakandro Robert D. HalesHo Kristianina izay Mitovy Kokoa amin’i KristyIzao no antson’i Kristy amin’ny Kristianina rehetra ankehitriny: “Fahano ny [zanak’]ondriko. … Fahano ny ondriko.” Richard G. ScottNy Fifaliana avy amin’ny Fanavotana ny Maty“Ary hamboleny ao am-pon’ny zanaka ny fampanantenana natao tamin’ny ray, ary hitodika amin’ny rainy ny fon’ny zanaka.” Russell T. OsguthorpeDingana Iray Akaikikaiky Kokoa ny MpamonjyNy fiovam-po no tanjon’ ny fianarana sy fampianarana rehetra ny filazantsara. Tsy vita indray mandeha ny fiovam-po. Ezaka mandritra ny fiainana manontolo ho tonga bebe kokoa tahaka ny Mpamonjy izany. Marcus B. NashTanterahina amin’ny Finoana ny Zava-drehetraNy finoana dia hanampy antsika hihanika soa aman-tsara ilay lalan’ny filazantsara sy handresy ireo olana rehetra eto amin’ny fiainana an-tany ary hanampy antsika hiverina eo anatrehan’ny Raintsika any an-danitra feno voninahitra. Daniel L. JohnsonLasa Mpianatra MarinaLasa mpianatr’i Jesoa Kristy tsaratsara kokoa isika rehefa mankato ny didiny sy manompo ny namantsika. Don R. ClarkeIreo Fitahiana avy amin’ny Fanasan’ny TompoHotahiana isika raha mahatsapa fankasitrahana noho ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy, raha manavao ny fanekempihavanana izay nataontsika tamin’ny batisa, raha mahatsapa famelan-keloka, ary mandray fitarihana avy amin’ny Fanahy Masina. David A. BednarMiova Fo ho an’ny TompoNy fijoroana ho vavolombelona dia ny fahafantarana fa marina ny filazantsara. Ny fiovam-po dia ny mijanona ho mahatoky hatrany amin’ny filazantsara. Thomas S. MonsonHomba Anao Hatrany Anie ny RayHotahiana isika raha toa ka mandray ao am-pontsika sy eo amin’ny fiainantsika ireo hafatra nampitaina tao anatin’ny roa andro lasa izay. Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany Linda K. BurtonMoa ve Voasoratra ao Am-pontsika ny Finoana ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy?Ny fanaovantsika sy fitandremantsika ary ny fifaliantsika amin’ny fanekempihavanantsika dia ho porofo fa voasoratra marina ao am-pontsika ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy. Carole M. StephensFantaro Tsara ny AndraikitrareoTokony ho fantatsika tsara ny andraikitsika ary tokony hanohy amim-pinoana isika rehefa miantehitra amin’ilay herin’ny Sorompanavotana izay mampahery, mampatanjaka sy manome fahafahana hanao zavatra ary manasitrana. Linda S. ReevesTsy Manadino Anao ny TompoMahafantatra sy tia antsika ny Raintsika any an-danitra sy ny Mpamonjy antsika, Jesoa Kristy. … Afaka mahatsapa ny Fitiavany sy ny fangorahany antsika isika mandritra ilay fijaliantsika. Henry B. EyringIlay MpikarakaraHo hatanjahana ianareo ary koa hahazo fanentanam-panahy hamantarana ny fetra sy ny fahafahanareo manompo.