Tatitra mikasika ny Antontan’isa, taona 2012
Mba ho fampahalalana ho an’ireo mpikamban’ny Fiangonana dia namoaka izao tatitra momba ny antontan’isa manaraka izao ny Fiadidiana Voalohany, izay mahakasika ny fitombon’ny Fiangonana sy ny toe-javatra misy ao aminy hatramin’ny 31 Desambra 2012.
Ireo Vondron’ny Fiangonana
Tsatòka |
3.005 |
Misiôna |
347 |
Distrika |
591 |
Paroasy sy Sampana |
29.014 |
Ny Mpikamban’ny Fiangonana
Totalin’ny isan’ny Mpikambana |
14.782.473 |
Zaza Voarakitra Vaovao Fanampiny nandritra ny taona 2012 |
122.273 |
Olonoa Vao Niova Fo nandritra ny taona 2012 |
272.330 |
Misiônera
Misiônera amin’ny Fotoana Feno |
58.990 |
Misiônera mpanao Asa Soa an’ny Fiangonana |
22.961 |
Tempoly
Tempoly notokanana nandritra ny taona 2012 (Kansas City Missouri, Manaus Brésil, Brigham City Utah, ary Calgary Alberta) |
4 |
Tempoly naverina notokanana nandritra ny taona 2012 (Buenos Aires Argentine sy Boise Idaho) |
2 |
Tempoly am-perin’asa |
140 |