Okt 2014 Fivoriana Asabotsy Maraina Fivoriana Asabotsy Maraina Nataon’ny Filoha Thomas S. MonsonTonga Soa eto amin’ny FihaonambeMiarahaba ny olona tongasoa ao amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana ny Filoha Thomas S. Monson ary milaza dingana maromaro tena manan-danja mahakasika ny fivoaran’ny Fiangonana izy. Nataon’ny Filoha Boyd K. PackerNy Anton’ny FanantenantsikaMampianatra i Boyd K. Packer fa i Jesoa Kristy sy ny Sorompanavotany no loharanon’ny fanantenana sy fiadanana ary fanavotana ho antsika. Nataon’ny Loholona Lynn G. RobbinsMitodika Mankaiza Ianao?Mampianatra antsika ny Loholona Lynn G. Robbins ao amin’ny Fitopololahy mba haneho herimpo hametraka an’Andriamanitra ho lohalaharana na inona na inona faneriterena ataon’ny hafa na toe-javatra sarotra misy. Nataon’i Cheryl A. EsplinNy Fanasan’ny Tompo—Fanavaozana ho an’ny FanahyNampianatra ny fomba ahafahan’i Jesoa Kristy manavao ny fanahintsika amin’ny alalan’ny fanasan’ny Tompo Rahavavy Cheryl A. Esplin ary niresaka ny fomba tsaratsara kokoa hiomanana amin’izany ôrdônansy izany izy. Nataon’ny Loholona Chi Hong (Sam) WongManavotra ao anatin’ny FiraisankinaMampiasa ny tantaran’i Jesoa Kristy manasitrana lehilahy iray mararin’ny paralysisa i Chi Hong (Sam) Wong mba hampianarana momba ny filantsika firaisankina sy finoana rehefa manavotra ireo izay sahirana. Nataon’ny Loholona D. Todd ChristoffersonAfaka Mandrakizay, Hihetsika ho AzyMampahatsiahy antsika i D. Todd Christofferson fa nomen’Andriamanitra fahafahana sy toetra maha-tompon’andraikitra isika mba hanampiana antsika hahatratra ilay fahafenoan’ny hery anatintsika. Nataon’ny Filoha Dieter F. UchtdorfMandray Fijoroana ho Vavolombelona momba ny Fahazavana sy ny FahamarinanaTsy vitan’ny hoe hitahy anareo sy ny taranakareo eto amin’ity fiainana ity fotsiny ny fijoroana ho vavolombelona manokana anananareo momba ny fahazavana sy ny fahamarinana, fa hanaraka anareo mandrakizay koa izany. Fivoriana Asabotsy Tolakandro Fivoriana Asabotsy Tolakandro Atolotry ny Filoha Henry B. EyringFanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny FiangonanaManolotra ny anaran’ireo Manampahefana Ambony sy ireo mpiandraikitra ao amin’ny vondrona fanampiny maneran-tany i Henry B. Eyring mba hanehoan’ny mpikambana ny fanohanana azy ireo. Nataon’ny Loholona Dallin H. OaksFitiavana ny Hafa sy Fiainana ao anatin’ny FahasamihafanaMampianatra i Dallin H. Oaks fa amin’ny maha-mpanaradia an’i Jesoa Kristy antsika, dia tokony hitia ny hafa isika sy hiaraka hiaina amim-pahatoniana amin’ireo izay tsy mitovy finoana amintsika. Nataon’ny Loholona Neil L. AndersenJoseph SmithMidera ny toetran’i Joseph Smith, izay nankalazaina sy naratsiana ny anarany, i Neil L. Andersen, ary namporisika izy ny hikatsahan’ny olona mba hanana fijoroana ho vavolombelona matanjaka kokoa momba ny Mpaminany. Nataon’i Tad R. CallisterRay aman-dreny: Mpampianatra Voalohany ny Filazantsara ho an’ny ZananyMampianatra ireo ray aman-dreny mba hahatonga azy ireo ho mpampianatra voalohany sy manan-danja indrindra ho an’ny zanany amin’ny alalan’ny ohatra sy ireo fitsipika ny Loholona Tad R. Callister. Nataon’ny Loholona Jörg KlebingatManatona ny Seza Fiandriana-n’Andriamanitra Amim-pahatokianaManolotra fomba 5 mahomby hahazoana fahatokiantena eo anatrehan’Andriamanitra ny Loholona Jörg Klebingat. Nataon’ny Loholona Eduardo GavarretEny, Tompo ô, Hanaraka Anao AhoMilazalaza mikasika ny fanasan’ny Mpamonjy hanaraka Azy ny Loholona Eduardo Gavarret ary mitanisa dingana maromaro azontsika atao mba hankanesana sy hiarahana mandeha amin’i Kristy. Nataon’ny Loholona Jeffrey R. HollandMoa Tsy Mpangataka Avokoa Va Isika?Mampahatsiahy antsika ilay didy mba hikarakara ireo mahantra sy sahirana ary mamporisika antsika hanao izay azontsika atao hanampiana amin’izany ny Loholona Jeffrey R. Holland. Nataon’ny Loholona L. Tom PerryMitady Fiadanana Maharitra sy Manorina Fianakaviana Mandrakizay Fivoriamben’ny Fisoronana Fivoriamben’ny Fisoronana Nataon’ny Loholona Quentin L. CookMisafidiana Amim-pahendrenaMamporisika antsika ny Loholona Quentin L. Cook hanao safidy mifanaraka amin’ireo tanjontsika sy ireo didin’ny Tompo ary ireo fanekempihavanana masina. Nataon’ny Loholona Craig C. ChristensenNy Tenako [dia] Mahafantatra Ireny Zavatra IrenyMamporisika ireo mpihazona ny fisoronana ny Loholona Craig C. Christensen mba hampitombo ny fijoroan’izy ireo ho vavolombelona an’ny tenan’izy ireo manokana mikasika ny filazantsaran’i Jesoa Kristy sy ny Famerenana amin’ny laoniny. Nataon’ny Eveka Dean M. DaviesNy Lalàn’ny Fifadian-kanina: Andraikitry ny Tena Manokana mba Hikarakara ny Mahantra sy ny SahiranaManoro hevitra ireo mpikambana rehetra ny Eveka Dean M. Davies mba hanaraka ny Mpamonjy amin’ny fikarakarana ny mahantra sy ny sahirana amin’ny alalan’ny lalànan’ny fifadian-kanina. Nataon’ny Filoha Dieter F. Uchtdorf“Moa izaho va izany, Tompoko?”Manoro hevitra ny Filoha Dieter F. Uchtdorf ny mba hanombatombanan’ny mpihazona ny fisoronana ny fiainan’izy ireo mba ho azo antoka fa tsy mitsaha-mivoatra izy ireo. Nataon’ny Filoha Henry B. EyringNy Fisoronana FiomananaManolotra torohevitra ho an’ireo izay manampy ireo mpihazona ny fisoronana Aharôna hiomana amin’ny asa fanompoana mitohy ao amin’ny fisoronana ny Filoha Henry B. Eyring. Nataon’ny Filoha Thomas S. MonsonVoatarika ka Tody Soa any An-tranoMampianatra antsika mpikambana hanoritra lalana mankany amin’ny fiainana mandrakizay, amin’ny alalan’ny familian’ny finoana ny Filoha Thomas S. Monson, tamin’ny fampiasany fanoharana momba ny sambo iray. Fivoriana Alahady Maraina Fivoriana Alahady Maraina Nataon’ny Filoha Henry B. EyringFanambarana MitohyMijoro ho vavolombelona ny Filoha Henry B. Eyring fa afaka mahazo fanambarana ho an’ny tena manokana sy fanambarana izay manamafy ireo fampianarana sy torohevitra avy amin’ny mpitarika antsika isika. Nataon’ny Loholona Russell M. NelsonFanohanana ireo MpaminanyMijoro ho vavolombelona momba ny antson’ny Filohan’ny Fiangonana ny Loholona Russel M. Nelson ary mamporisika ireo Olomasin’ny Andro Farany mba hanohana ireo mpaminany velona. Nataon’i Carol F. McConkieMiaina araka ny Tenin’ireo MpaminanyI Carol F. McConkie dia mijoro ho vavolombelona mikasika ny anjara asa masin’ireo mpaminany sy ireo fitahiana azo avy amin’ny fitondrana ny fiainana amin’ny alalan’ireo torohevitra omen’Andriamanitra amin’ny alalan’ireo mpaminany ireo. Nataon’ny Loholona Robert D. HalesNy Fiainana Mandrakizay—ny Mahafantatra ny Raintsika any an-danitra sy i Jesoa Kristy ZananyMampianatra amin’ny alalan’ny fampiasana andinin-tsoratra masina maro i Robert D. Hales fa ny Ray sy ny Zanaka dia olona miavaka tsara ary afaka mahazo fijoroana ho vavolombelona momba Azy Ireo isika. Nataon’ny Loholona James J. HamulaNy Fanasan’ny Tompo sy ny SorompanavotanaMijoro ho vavolombelona ny amin’ny maha-zava-dehibe ny fanasan’ny Tompo ny Loholona James J. Hamula ary mamporisika antsika mba hanao izany ho ampahany masina kokoa eo amin’ny fiainantsika. Nataon’ny Filoha Thomas S. Monson[Saino Tsara izay] Alehan’ny TongotraoManoro hevitra antsika ny Filoha Thomas S. Monson mba handeha eo amin’ilay lalana izay ahitana ny ohatra sy ireo fampianarana napetrak’i Jesoa Kristy. Fivoriana Alahady Tolakandro Fivoriana Alahady Tolakandro Nataon’ny Loholona M. Russell BallardMijanòna ao anaty Sambo dia Mamikira!Raha manaraka ireo fampianaran’ny Fiangonana sy ireo torohevitr’ireo mpaminany sy apôstôly maoderina isika dia ho lavitra ny loza sy ho voaro. Nataon’ny Loholona Richard G. ScottAtaovy Voalohany amin’ny Laharam-pahamehanareo ny Fampiasana FinoanaMampiasa ny finoantsika an’i Jesoa Kristy isika amin’ny alalan’ny vavaka, ny fandalinana ny soratra masina, ny takarivan’ny mpianakavy ary ny fankanesana any amin’ny tempoly tsy tapaka. Nataon’ny Loholona Carlos A. GodoyManana Drafitra ho Antsika ny Tompo!Mampianatra fitsipika telo i Carlos A. Godoy izay hanampy antsika hahatratra ny hery anaty ananantsika ary hahatanteraka ny drafitr’Andriamanitra ho an’ny fiainantsika. Nataon’ny Loholona Allan F. PackerIlay BokyMiresaka ny maha-manan-danja eo amin’ny asa fanavotan’ny Tompo ny tantaram-pianakaviana sy asa any amin’ny tempoly ary ny fomba ahafahantsika mandray anjara amin’izany ny Loholona Allan F. Packer. Nataon’ny Loholona Hugo E. MartinezNy Asa Fanompoana Ataon’ny Tenantsika ManokanaMampianatra ny Loholona Hugo E. Martinez fa ny asa fanompoantsika manokana dia manomboka rehefa mitodika amin’i Jesoa Kristy isika ho mpitarika antsika amin’ny fahafantarana hoe iza no tompoina ary amin’ny fomba ahoana no hanompoana. Nataon’ny Lohona Larry S. KacherAza Hamaivanina Ireo Zava-masinaMamporisika antsika ny Loholona Larry S. Kacher hanao safidy mifototra amin’ireo fitsipiky ny filazantsara mba hiantohana ny hahazoantsika fitahiana mandrakizay. Nataon’ny Loholona David A. BednarAvia Fa Ho HitanareoManazava ireo antony mampazoto ny Olomasin’ny Andro Farany mitory ny filazantsara ny Loholona David A. Bednar. Nataon’ny Filoha Thomas S. MonsonMandra-pihaonantsika IndrayManoro hevitra antsika ny Filoha Thomas S. Monson mba hanompo ny hafa ary mba ho mpianatra mafana fo kokoa sy mpanaradia mahatoky kokoa an’i Kristy. Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran Nosoratan’i Linda K. BurtonVita Omana tamin’ny Fomba Izay Tsy Fahita Na Oviana na Oviana Jean A. StevensJean A. Stevens Nataon’i Neill F. MarriottMizara ny Fahazavanao Nataon’ny Filoha Dieter F. UchtdorfMiaina ny Filazantsara Amim-pifaliana