Mampianatra ny Loholona Rasband fa manan-danja ny tenin’ny Tompo sy ny tenin’ireo mpaminany ary ny tenintsika manokana, ary ny fitenenana hoe “Misaotra,” “Miala tsiny aho,” ary “Tiako ianao” dia afaka manampy antsika haneho fanajana sy firaharahiana ny hafa.