2012
Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isaky ny Tapa-taona faha-182
Nôvambra 2012


Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isaky ny Tapa-taona faha-182

Fivoriana Sabotsy Maraina, 6 Ôktôbra 2012, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Kevin R. Duncan. Vavaka Famaranana: Loholona Juan A. Uceda. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Clay Christiansen sy Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Gloire au Dieu tout-puissant,” Cantiques, no. 32; “Fototra mafy orina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-12, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford; “Seigneur? Je te suivrai,” Cantiques, no. 141; “Misaotra anao noho ny mpaminany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-72; “Je veux suivre le plan de Dieu,” Chants pour les enfants, 86, narindran’i Hofheins, tsy navoaka; “Mifalia,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 3, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Fivoriana Sabotsy Tolakandro, 6 Ôktôbra 2012, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Gerrit W. Gong. Vavaka Famaranana: Loholona Jose L. Alonso. Hira nataon’ny amboarampeo mitambatry ny zatovo avy tany Bennion sy Taylorsville, Utah; Leah Tarrant, mpitarika; Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Arise, O Glorious Zion,” Hymns, no. 407; “Zanaky ny Ray aho,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-113, narindran’i Perry, tsy navoaka; “Ndao handroso hatrany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy,faha- 20; “Vous qui souffrez, venez,” Cantiques, no. 64, narindran’i Huff, tsy navoaka.

Fivoriana Sabotsy Hariva, 6 Ôktôbra 2012, Fivorian’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Jay E. Jensen. Vavaka Famaranana: Loholona Patrick Kearon. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Fisoronana Melkizedeka avy any Ogden, Utah; Stephen P. Schank sy Derek Furch, mpitarika; Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Louange à Dieu,” Cantiques, no. 37; “Aimez vos frères,” Cantiques, no. 200, narindran’i Furch, tsy navoaka; “Vers Sion, cité promise” Cantiques, no. 39; “O vaillants guerriers d’Israël,” Cantiques, no. 169 narindran’i Schank, tsy navoaka.

Fivoriana Alahady Maraina, 7 Ôktôbra, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Marlin K. Jensen. Vavaka Famaranana: Loholona R. Edwards. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “O toi vérité” Cantiques, no. 175; “Le jour paraît chassant la nuit,” Cantiques, no. 1, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Does the Journey Seem Long?” Hymns, no. 127, narindran’i Wilberg, tsy navoaka (Shane Warby, niangaly hira irery); “Appelés à servir,” Cantiques, no. 160; “If the Savior Stood Beside Me,” CSMP nataon’i Sally DeFord, narindran’i Cardon, tsy navoaka; “If the Way Be Full of Trial, Weary Not,” Songs of Zion (1912), no. 158, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Fivoriana Alahady Tolakandro, 7 Ôktôbra 2012, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Octaviano Tenorio. Vavaka Famaranana: Loholona Larry W. Gibbons. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Du grand millénium,” Cantiques, no. 26, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Moa nivavaka?” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-96, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman; “Hosanna au grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Homba anao hatrany anie ny Ray,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-80, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Sabotsy Hariva, 29 Septambra 2012, Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Linda K. Burton. Vavaka Fanombohana: Maria Torres. Vavaka Famaranana: Melinda Barrow. Hira nataon’ireo rahavavy tokan-tena avy amin’ireo Tsatòkan’ireo Tanora Tokan-tena any Salt Lake Bonneville, Salt Lake Holladay sy Murray Utah; Emily Wadley, mpitarika; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Ndao handroso hatrany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-20; hira mitambatambatra “Il envoya son Fils aimé,” Chants pour les enfants, 20, sy “Jésus Christ est mon modèle,” Chants pour les enfants, 40 narindran’i Sally DeFord, tsy navoaka; “Endrey mahagaga ahy,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-44; “Mila anao aho,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-23, narindran’i Beebe, navoakan’i Larice.

Fomba Hahazoana ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahatenin’ny fihaonamben’ny Fiangonana izay misy amin’ny fiteny maro dia midira ao amin’ny conference.lds.org. Misafidiana teny iray avy eo. Amin’ny ankapobeny roa volana aorian’ny Fihaonamben’ny Fiangonana, dia hita any amin’ny foibe fanapariahana ny horonam-peon’izy ireo.

Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny Fonony

Eo anoloana: Sary nalain’i Derek Israelsen.

Ao ambadika: Sary nalain’i Leslie Nilsson.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ny sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana tao Salt Lake City dia nalain’i Craig Dimond, Welden C. Andersen, John Luke, Matthew Reier, Cody Bell, Leslie Nilsson, Weston Colton, Sarah Jenson, Derek Israelsen, Scott Davis, Kristy Jordan, Randy Collier, Lloyd Eldredge, ary i Cara Call. Ny sary tany Botswana dia nalain’i John Huntsman. Ny sary tany Brésil dia nalain’i Francisco Flávio Dias Carneiro. Ny sary tany Estonie dia nalain’i Amanda Robinson. Ny sary tany Grèce dia nalain’i David L. Mower. Ny sary tany Italie dia nalain’i Christopher Dean. Ny sary tany Mexique dia nalain’i Carlos Israel Gutierrez Robles. Ny sary tany Mozambique dia nalain’i Daniel Osborn. Ny sary tany Pologne dia nalain’i Lois Jensen. Ny sary tany Écosse dia nalain’i John J. Graham. Ny sary tany Espagne dia nalain’i Antoni García Corrius ary ny sary tany Taiwan dia nalain’i Danny Chan La.