2013
Firotsahana amin’ny Fitadiavana Valim-bavaka
Janoary 2013


Ankizy

Firotsahana amin’ny Fitadiavana Valim-bavaka

Nampianatra ny Filoha Eyring fa mety ho voavaly amin’ ny fomba maro isan-karazany ny vavaka. Afaka mirotsaka mizaha ny soratra masina ianao mba hahita ny sasany amin’ireo fomba ireo.

Jereo ny soratra masina tsirairay etsy ambany. Manorata teny vitsivitsy ao amin’ ny diarinao izay mamaritra ny zavatra lazain’ ireo soratra masina ireo momba ny valim-bavaka.

Afaka manoratra ao amin’ ny diarinao koa ianao mikasika ireo zavatra niainanao tamin’ ny vavaka nandraisana valiny.

Jaona 14:26

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 6:22–23

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 8:2

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 9:8–9

Ohabolana 8:10–11

Hamoaka printy