2013
Safidio ny Hipetraka Tsara
Martsa 2013


Ho an’ny Ankizy

Safidio ny Hipetraka Tsara

Nilaza ny Filoha Monson fa rehefa mipetraka tsara sy maneho fanajana isika dia afaka mahatsapa fiadanana sy mahazo fijoroana ho vavolombelona mahery vaika kokoa amin’ny Raintsika any an-danitra. Ary afaka mibitsika tsaratsara kokoa amintsika momba ny fomba izay ahafahantsika manampy ny hafa ny Fanahy Masina.

Soraty na diniho miaraka amin’ny ray aman-dreninao ny fomba iray ahafahanao mipetraka tsara. Dia makà fotoana hanaovana izany amin’ity herinandro ity. Aorian’ny fanaovanao izany dia soraty ao amin’ny diarinao ireo zavatra tsapanao sy bitsika azonao.

Hamoaka printy