2013
Meteza ho Mpamaky Lay
Jolay 2013


Ho an’ny Ankizy

Meteza ho Mpamaky Lay

Nilaza ny Filoha Monson fa ny mpamaky lay dia olona izay manoro ny lalana mba ho arahan’ny hafa. Inona no azonao atao mba hijoroana amin’ny marina sy hahatongavana ho mpamaky lay ho an’ny hafa eo amin’ny fiaraha-monina sy eo anivon’ny fianakavianao? Soraty ny valinteninao ary zarao amin’ny fianakavianao izany.

Hamoaka printy