2013
Manompo amin’ny Fizaran-taona Rehetra
Septambra 2013


Ho an’ny Ankizy

Manompo amin’ny Fizaran-taona Rehetra

Mampianatra ny Filoha Uchtdorf fa tokony “hanompo amim-pifaliana sy an-tsitrapo isika amin’ny toetrandro rehetra sy amin’ny fizaran-taona rehetra.” Inona avy ireo fomba ahafahanao manompo ny hafa mandritra ny ririnina? Inona avy ireo fomba ahafahanao manompo mandritra ny lohataona? Manao ahoana ny mikasika ny fahavaratra sy ny fararano? Soraty ireo hevitrao ho an’ny fizaran-taona tsirairay. Azonao atao ny manandrana mampiasa ny iray amin’ireo hevitrao ireo mandritra ity volana ity!

Hamoaka printy