2015
Hampionona Anao ny Mpamonjy
Martsa 2015


Ho an’ny ankizy

Hampionona Anao ny Mpamonjy

Anontanio ny olona iray ao amin’ny fianakaviana na ny namana iray hiresaka momba ny fotoana iray izay nahatsapany fa nampiononin’ny Mpamonjy izy. Miezaha mieritreritra fotoana iray izay nampiononan’ny Mpamonjy anao. Azonao atao sary ilay zavatra niainanao ary ahantony eo akaikin’ny fandrianao izany mba hampahatsiahy anao fa ho eo foana i Kristy hampionona anao.

Hamoaka printy