1
Mpianatr’i Kristy
Ho an’ny feo sy Piano
1. Raha ho tong(a) ireo rivo-mitatao
dia hibanjina Ilay Mazava aho.
Izy no ahazoako fiadanan(a) hatrany.
‘Zaho hiasa ho Azy, hazoto,hitory eran-tany
[Chorus]
‘Zaho dia mpianatr’i Kristy
ka tsy mba handao Azy aho
f’Izy no fiainako ety,
mankahery ahy raha lavo aho.
Koa hazav(a) aho mba ho hitan’ny hafa
hoe Kristy no fahazavana.
‘Zaho dia mpianatr’i Kristy.
2. Am(i)n’ireo safidy marobe,
ny manompo Azy no mety re!
Izy no mampiaina, ary koa mpanazava.
Hanambar(a) aho, tsy halaina, hiasa ho Azy.
[Chorus]
‘Zaho dia mpianatr’i Kristy
ka tsy mba handao Azy aho
f’Izy no fiainako ety,
mankahery ahy raha lavo aho.
Koa hazav(a) aho mba ho hitan’ny hafa
hoe Kristy no fahazavana.
‘Zaho dia mpianatr’i Kristy.
[Chorus]
Mpianatr’i Kristy
Mpianatr’i Kristy
‘Zaho dia mpianatr’i Kristy
Tsy mba handao Azy aho
f’Izy no fiainako ety,
mankahery ahy raha lavo aho.
Koa hazav(a) aho mba ho hitan’ny hafa
hoe Kristy no fahazavana.
Ô! ‘Zaho dia mpianatr’i Kristy
Mpianatr’i Kristy
Mpianatr’i Kristy
Tonony sy feony: Nik Day
© 2023 by Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola. Tsy maintsy avoaka eo amin’ny taha-dika tsirairay izay atao ity fanamarihana ity.