Hiran’ny zatovo
Nasolonao ny ahy


3

Nasolonao ny ahy

1. Raha tokony handoa trosa aho

dia toa tsy mendrika Anao.

Miezaka aho fa toa nofo ihany,

eo ampivoarana hatrany,

dia ’njay reko miala ny fahotana.

[Chorus]

Be loatra ny hadisoako, raha tantaraina,

sy ireo alahelo nozakaina.

Dia ho tsaraina aho aloha,

toa tsisy indrafo.

Indro Ianao nijoro hisolo ny hadalako,

nanaiky hanefa ’zay tokony ho nefaiko.

Ny Anaranao indray

no nasolonao ny ahy.

Ny ahy. Ny ahy. Ny ahy.

2. Afoiko ho Anao ‘zato fanahy

sy ny fotoana izay mba ahy.

Tsy ho ampy izay ho ataoko ho anao,

fa izaho tsy ho afa-trosa Aminao.

Ny hany ilainao dia fo torotoro.

[Chorus]

Be loatra ny hadisoako, raha tantaraina,

sy ireo alahelo nozakaina.

Dia ho tsaraina aho aloha,

toa tsisy indrafo.

Indro Ianao nijoro hisolo ny hadalako,

nanaiky hanefa ’zay tokony ho nefaiko.

Ny Anaranao indray

no nasolonao ny ahy.

Ny ahy. Ny ahy. Ny ahy.

[Chorus]

Be loatra ny hadisoako, raha tantaraina,

sy ireo alahelo nozakaina.

Dia ho tsaraina aho aloha,

toa tsisy indrafo.

Indro Ianao nijoro hisolo ny hadalako,

nanaiky hanefa ’zay tokony ho nefaiko.

Ny anaranao indray

no nasolonao ny ahy.

Ny ahy. Ny ahy. Ny ahy.Afoiko ho Anao ‘zato fanahy

sy ny fotoana izay mba ahy.

Tonony sy feony nataon’i Ben Olson sy Nick Day

Arranged by Ben Olsen and Mitch Davis

Produced by Mitch Davis

© 2023 by Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao am-piangonana na ao an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola. Tsy maintsy avoaka eo amin’ny tahadika tsirairay izay atao ity fanamarihana ity.

Ho an’ny feo sy Piano

Ho an’ny feo sy Gitara

Ho an’ny feo sy Okolele

Hamoaka printy