Fikambanana Ifanampiana
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha Mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidian’ny Fikambanana Ifanampiana

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky Torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho ihany koa ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Sydney Walker, “How Counseling Together Can Increase Unity and Revelation in Sunday Relief Society Meetings,” ao amin’ny Church News, 16 nôv. 2022, thechurchnews.com.Ny fomba ahafahan’ny fifanakalozan-kevitra mandritra ireo fivoriana alahady mitahy ireo rahavavy ao amin’ny Fikambanana Ifanampiana.

Documentation pour servir et accompagner les personnes en difficulté, Médiathèque de l’Evangile.Loharanom-pitaovana ho an’ny mpanolotsaina ao amin’ny fiadidian’ny Fikambanana Ifanampiana rehefa manoro hevitra ireo mpikambana olon-dehibe ato amin’ny Fiangonana izy.

I Jesoa Kristy no fanamaivanana,” Liahona, mey 2023, 81–83.Mampianatra momba ny loharano fototry ny fanamaivanana ho antsika ny Filoha Camille N. Johnson.

Michael Magleby, “Siéger en conseil,” ChurchofJesusChrist.org.Mianara momba ny lamin’ny Tompo amin’ny fifanakalozan-kevitra.

Hamoaka printy