Kilonga
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpanolotsaina ahy ao amin’ny fiadidian’ny Kilonga eo anivon’ny tsatòka

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022).Torolalana ny amin’ny fomba hampianarana ny ankizy sy hanohanana ireo mpampianatra.

Tovana B: Ho an’ny Kilonga—Manomana ny ankizy ho eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanan’ Andriamanitra mandritra ny androm-piainany,Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana.Sahanasa hoenti-mianatra hanampiana amin’ny fanomanana ny ankizy ho amin’ny fanekempihavanana hataon’izy ireo.

Hamoaka printy