Sekoly Alahady
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha mpanolotsaina ao amin’ny Sekoly Alahady

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho kely ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana.Afaka ny ho mpitari-dalana anao mba hianarana ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy ity loharanom-pitaovana ity. Hanampy anao Izy ho lasa ilay mpampianatra fantany fa azonao hahatongavana eo am-piezahanao mampianatra araka ny fombany.

Hamoaka printy