Kilonga
Loharanom-pitaovana fanampiny


Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpampianatra ao amin’ny Kilonga ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Bokin-kiran’ny ankizy.Hira ho an’ny ankizy mba hanampiana azy ireo hianatra ny filazantsara ao an-dakilasy sy mandritra ny fotoam-pihirana.

Tovana B: Ho an’ny Kilonga—Manomana ny ankizy ho eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanan’ Andriamanitra mandritra ny androm-piainany”, Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana.Sahanasa fianarana hanampiana amin’ny fanomanana ny ankizy amin’ireo fanekempihavanana izay hataon’izy ireo.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022).Fitarihana mikasika ny fomba hampianarana ny ankizy sy hanohanana ireo mpampianatra.