Fikambanana Ifanampiana
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo amin’ny soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha Filohan’ny Fikambanana Ifanampiana ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo izay hanampy anao amin’ny antsonao.

Sydney Walker, “How Counseling Together Can Increase Unity and Revelation in Sunday Relief Society Meetings,” Church News, 16 nôv., 2022, thechurchnews.com.Ny fomba hitahian’ny fifampizarana hevitra mandritra ireo fivoriana alahady ireo rahavavy ao amin’ny Fikambanana Ifanampiana.

Documentation pour servir et accompagner les personnes en difficulté, Médiathèque de l’Évangile.Loharanom-pitaovana ho an’ny filohan’ny Fikambanana Ifanampiana iray rehefa mifampizara hevitra amin’ny olon-dehibe mpikamban’ny Fiangonana izy.

I Jesoa Kristy no fanamaivanana,” Liahona, mey 2023, 81–83.Mampianatra momba ireo loharano fototra ahitantsika fanamaivanana ny Filoha Camille N. Johnson.

Michael Magleby, “Siéger en conseil,” ChurchofJesusChrist.org.Mianatra momba ny rafitry ny Tompo mahakasika ny fiarahana manao filan-kevitra.

Hamoaka printy