Fikambanana Ifanampiana
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratra ao amin’ny Fikambanana Ifanampiana

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Sydney Walker, “How Counseling Together Can Increase Unity and Revelation in Sunday Relief Society Meetings,” Church News, Nov. 16, 2022, thechurchnews.com.Ny fomba ahafahan’ny fifanakalozan-kevitra mandritra ireo fivoriana amin’ny alahady mitahy ireo rahavavy ao amin’ny Fikambanana Ifanampiana.

I Jesoa Kristy no fanamaivanana,” Liahona, mey 2023, 81–83.Mampianatra momba ny loharano fototry ny fanamaivanana ho antsika ny Filoha Camille N. Johnson.

Michael Magleby, “Siéger en conseil,” Médiathèque de l’Evangile.Mianara momba ny lamin’ny Tompo amin’ny fifanakalozan-kevitra.

Documentations pour les dirigeants et les greffiers.Manolotra fidirana ao amin’ireo firaketan’ny Fikambanana Ifanampiana ao amin’ny paroasy na sampana.

Hamoaka printy