Kilonga
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-filohan’ny Kilonga eo anivon’ny tsatòka ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto hanohanana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022).Tari-dalana mikasika ny fomba ampianarana ny ankizy sy hanohanana ireo mpampianatra.

Tovana B: Ho an’ny Kilonga—Manomana ny ankizy hijanona eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanan’ Andriamanitra mandritra ny androm-piainany,” Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana.Sahanasa fianarana hanampiana amin’ny fanomanana ny ankizy amin’ny fanekempihavanana hataon’izy ireo.

Hamoaka printy