Kilonga
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratry ny Kilonga eo anivon’ny tsatòka

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022).Tari-dalana momba ny fomba hampianarana ny ankizy sy hanohanana ireo mpampianatra.

Tovana B: Ho an’ny Kilonga—Manomana ny ankizy ho eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanan’ Andriamanitra mandritra ny androm-piainany,” Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy any am-piangonana.Sahanasa fianarana mba hanomanana ny ankizy amin’ireo fanekempihavanana izay ho ataony.

Hamoaka printy