Fikambanana Ifanampiana
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratry ny Fikambanana Ifanampiana ahy eo anivon’ny Tsatòka

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022).Torolalana mikasika ny fomba hampianarana ny ankizy sy hanohanana ireo mpampianatra.

Hamoaka printy