Sekoly Alahady
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratra ao amin’ny Sekoly Alahady

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho kely ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana.Ity loharanom-pitaovana ity dia afaka ny ho mpitari-dalana anao mba hianarana ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy. Eo am-piezahanao mampianatra araka ny fombany dia hanampy anao Izy ho lasa ilay mpampianatra fantany fa azonao hahatongavana.

Hamoaka printy