Kôlejin’ny Loholona
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-filohan’ny kôlejin’ny loholona

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, hevero raha sitrakao ny hampiasana ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022).Afaka ny ho fitarihana ho anao mba hianarana ny fomba fampianaran’ny Mpamonjy ity loharanom-pitaovana ity. Hanampy anao Izy ho lasa ilay mpampianatra fantany fa azonao hahatongavana rehefa miezaka mampianatra araka ny fombany ianao.

Hamoaka printy