Kôlejin’ny Loholona
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Rantsan-tanana mifampitsofoka eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratry ny kôlejin’ny loholona ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022).Afaka ny ho torolalana ho anao mba hianarana ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy ity loharanom-pahalalana ity. Hanampy anao Izy mba ho lasa ilay mpampianatra fantany fa azonao hahatongavana eo am-piezahanao mampianatra araka ny fombany.

Hamoaka printy