Seminera
Matio 8; Lioka 7:11–17


Matio 8; Lioka 7:11–17

Ny hery mahagagan’i Jesoa Kristy

Sary
A young man wrapped in burial clothe is sitting up in a gurney. Jesus has his hand on his shoulder, his disciples can be seen in the background.

Iray amin’ireo fomba nanehoan’i Jesoa ny heriny dia tamin’ny alàlan’ireo fanasitranana mahagaga, an’isany izany ny fananganana ny zanak’ilay mpitondratena tamin’ny maty. Ity lesona ity dia natao hanamafisana ny finoanao ny herin’i Jesoa Kristy amin’ny fanaovana fahagagana amin’izao androntsika izao sy eo amin’ny fiainanao.

Ny hoe fahagagana dia “zava-mahatalanjona miseho noho ny herin’ Andriamanitra. … Mila finoana ny fanehoana fahagagana” (Torolalana ho an’ny Soratra Masina, “ Fahagagana ,” scriptures.ChurchofJesusChrist.org).

  • Inona avy ireo fahagagana an’isany tianao indrindra voarakitra ao amin’ny soratra masina? Nahoana?

  • Inona no ianaranao momba an’i Jesoa Kristy avy amin’ireo fahagagana ireo?

Sary
Depiction of Jesus healing a blind man. For Mormon Channel use.

Nandritra ny fiainan’ny Mpamonjy dia nanao fahagagana maro Izy. Rehefa mandalina ny sasany amin’izany ianao ao amin’ity lesona ity sy mandritra ny herinandro manontolo dia saintsaino ny fomba hamalianao ireto fanontaniana manaraka ireto:

  • Inona no zavatra takatrao momba ny fahagagana?

  • Inona no fanontaniana anananao momba azy ireny?

  • Inona no (na inona avy ireo) fahagagana antenainao fa hataon’ Andriamanitra eo amin’ny fiainanao?

Azonao soratana ao amin’ny diary fandalinanao ny valin-teninao. Mitadiava valiny amin’ny fanontanianao amin’ity herinandro ity rehefa mandalina ireo fahagagana nataon’i Jesoa Kristy ianao.

Ny fahaiza-manao amin’ny fandalinana soratra masina izay afaka manampy anao hahafantatra kokoa momba an’i Jesoa Kristy dia ny mijery mihoatra ny zavatra nataony fotsiny sy ny misaintsaina ombam-bavaka ny zavatra ambaran’ny asany momba ny toetrany. Eo am-pamakiana dia azonao apetraka ny fanontaniana toy ny hoe “Inona no ianarako momba ny antony manosika ny Mpamonjy hanao zavatra, sy ny laharam-pahamehana Aminy ary ny toetrany avy amin’ny zavatra ataony sy lazainy?”

Vakio ny Lioka 7:11–17 , ary tadiavo ny antsipirian-javatra ao amin’ilay tantara izay mampianatra anao momba an’i Jesoa Kristy. Ohatra, jereo tsara hoe inonano anampian’ny andininy 13 anao hahatakatra ny antony nanaovany an’io fahagagana io. Azonao atao ihany koa ny mijery ny horonan-tsary hoe “Widow of Nain” (2:22), hita ao amin’ny ChurchofJesusChrist.org, rehefa mandalina io tantara io ianao.

1. Answer the following questions in your study journal:

Sary
As members of the Church of Jesus Christ of Latter-day Saints we believe in a very personal relationship with the Savior. In reading the New Testament and the Book of Mormon I have often wondered what it must have been like to feel the Saviors touch and receive healing through his virtue. This image depicts the story found in Matthew 8 of the New Testament. The leper who approached Jesus had faith that, if willing, he could make him clean. With the simple words, “be thou clean” a life was brought from despair to hope. What must that moment have been like? The newly cleansed man, gazing into the face of the Savior of the world.
  • Inona no nianaranao momba ny antony manosika ny Mpamonjy hanao zavatra, sy ny laharam-pahamehana Aminy ary ny toetrany avy tamin’ny zavatra nataony na nolazainy rehefa nanao an’io fahagagana io Izy?

  • Inona no anampian’ny zavatra nianaranao anao eo amin’ny fiainanao amin’izao?

Sary
A Roman soldier preparing for battle.

Misafidiana iray na maromaro amin’ireto fahagagana manaraka ireto hohalalinina. Tohizo ny fanamarihana tsara ny zavatra ianaranao momba ny Mpamonjy avy amin’ireo tantara ireo.

Sary
Man with an unclean spirit - ch.25-1

Matio 8:1–4 ; Marka 1:40–42Nanasitrana boka iray i Jesoa.Ny boka iray dia ho voaroaka tsy ho eo amin’ny fiarahamonina satria mampijaly ny habokana, sady mamindra no indraindray mahafaty. Ny ankamaroan’ny olona dia tsy te-hanatona na hikasika azy.

Matio 8:5–8, 13Nanasitrana ny mpanompon’ilay kapiteny i Jesoa.Ny kapiteny dia manamboninahitra mibaiko olona 100 lahy eo ho eo tao amin’ny tafika Romana. Jiosy maro tamin’ny andron’i Jesoa no nankahala miaramila Romana noho ny fahasamihafana ara-pinoana sy noho izy ireo naneho ny firenena nanababo azy ireo.

2. Choose one of the three preceding accounts. Answer the following questions in your study journal based on that account.

Marka 5:1–13, 18–20Namoaka ny demonian’ilay lehilahy nonina eny amin’ny fasana i Jesoa.Nisy lehilahy iray nipetraka teny amin’ny fasana, nikiakiaka sy nandratra ny tenany. Rehefa tsy nahavita namatotra azy tamin’ny rojo vy ny olona teo amin’ny faritra, dia nitsoaka azy izy ireo, ary navelan’izy ireo nitokana teny amin’ireo fasana izy.

Misafidiana iray amin’ireo tantara telo teo aloha. Valio ao anatin’ny diary fandalinanao araka izany tantara izany ireto fanontaniana manaraka ireto.

Sary
Official Portrait of President Dallin H. Oaks taken March 2018.

Many miracles happen every day in the work of our Church and in the lives of our members. Many of you have witnessed miracles, perhaps more than you realize.

(Dallin H. Oaks, “Miracles,” Ensign, June 2001, 6)

  • Inona no nianaranao momba ny antony manosika ny Mpamonjy hanao zavatra, sy ny laharam-pahamehana Aminy ary ny toetrany avy tamin’ny zavatra nataony na nolazainy rehefa nanao an’io fahagagana io Izy?

  • Inona no anampian’ny zavatra nianaranao anao eo amin’ny fiainanao amin’izao?

  • Inona no azonao atao rehefa mahatsapa ianao fa mila ny fanampian’ny Mpamonjy?

Efa nanontany tena ve ianao raha mbola manao fahagagana ny Mpamonjy ankehitriny? Na dia maro aza ny olona izay tsy mbola niaina ny sasany tamin’ireo fahagagana mahatalanjona be voarakitra ao amin’ny soratra masina, toy ny fisarahan’ny Ranomasina Mena na ny fananganana ny maty, dia zava-dehibe ny mitadidy fa mbola misy foana ny fahagagana ankehitriny. Hoy ny nambaran’ny Mpamonjy: “Izaho no Andriamanitra; ary Andriamanitry ny fahagagana Aho; ary hasehoko izao tontolo izao fa Izaho dia tsy miova omaly, anio ary mandrakizay;” ( 2 Nefia 27:23).

Ny Filoha Dallin H. Oaks ao amin’ny Fiadidiana Voalohany dia nampianatra hoe:

3. Answer at least two of the following questions in your study journal:

  • Inona no eritreritra na fanontaniana anananao momba ireo teny nataon’ny Filoha Oaks ireo?

Mandefasa valiny farafaharatsiny amin’ny roa amin’ireto fanontaniana manaraka ireto.

  • Inona no sasany amin’ireo fahagagana nataon’ny Mpamonjy tao anatin’ny Famerenana amin’ny laoniny sy amin’ny alalan’ny asan’ny Fiangonany?

  • Inona avy ireo fahagagana hitanao na hitan’ireo olona akaiky aminao teo amin’ny fiainanao?

  • Inona no ambaran’ireo fahagagana manokana ireo momba ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy?

Asao ny mpianatra hieritreritra ny fomba nitomboan’ny fahatakarany ny fahagagana nandritra ity lesona ity. Asao ihany koa ireo mpianatra hifantoka tsara amin’ny fitaomana feno fahagagana ataon’ny Tompo eo amin’ny fiainan’izy ireo. Amporisiho izy ireo hikatsaka fitaomam-panahy avy amin’ny Fanahy Masina hanampy azy ireo hahita ny valin’ireo fanontaniana mbola ananany momba ny fahagagana.

Sary
Frontal half-length portrait of President Gordon B. Hinckley. President Hinckley’s hands are resting on the back of a chair. The image is the official Church portrait of President Hinckley as of 1995. This was President Hinckley’s last official portrait. President Hinckley died 27 January 2008.

I was asked if I would visit a woman in the hospital whose doctors had told her she was going blind and would lose her sight within a week. She asked if we would administer to her and we did so, and she states that she was miraculously healed. … I said to her, “I didn’t save your sight. Of course, the Lord saved your sight. Thank Him and be grateful to Him.”

(Teachings of Gordon B. Hinckley [1997], 343)

Sary
Official Portrait of President Dallin H. Oaks taken March 2018.

Miracles are not available for the asking. … The will of the Lord is always paramount. The priesthood of the Lord cannot be used to work a miracle contrary to the will of the Lord. We must also remember that even when a miracle is to occur, it will not occur on our desired schedule. The revelations teach that miraculous experiences occur “in his own time, and in his own way” ( D&C 88:68).

(Dallin H. Oaks, “Miracles,” Ensign, June 2001, 9)

Sary
Half-length frontal portrait of the Prophet Joseph Smith, Jr. Joseph’s head is turned to the side in a three-quarter view, right hand on hip and his left hand holds sheets of papers. He is depicted wearing a dark brown suit and a white shirt and tie.

We came to this earth that we might have a body and present it pure before God in the celestial kingdom. The great principle of happiness consists in having a body. The devil has no body, and herein is his punishment. He is pleased when he can obtain the tabernacle of man, and when cast out by the Savior he asked to go into the herd of swine, showing that he would prefer a swine’s body to having none. All beings who have bodies have power over those who have not.

(Teachings of Presidents of the Church: Joseph Smith [2007], 211)

Sary
Half-length frontal portrait of the Prophet Joseph Smith, Jr. Joseph’s head is turned to the side in a three-quarter view, right hand on hip and his left hand holds sheets of papers. He is depicted wearing a dark brown suit and a white shirt and tie.

Our Savior and Redeemer, Jesus Christ, will perform some of His mightiest works between now and when He comes again. We will see miraculous indications that God the Father and His Son, Jesus Christ, preside over this Church in majesty and glory.

(Russell M. Nelson, “Revelation for the Church, Revelation for Our Lives,” Ensign or Liahona, May 2018, 96)

Hamoaka printy