Aprily 2019 Herinandro 4 Brian K. AshtonLesona telo momba ny fitiavana sy fifaliana ary fiadananaMamariparitra ny fomba hahitantsika fitiavana sy fifaliana ary fiadanana eo amin’ny fiainantsika Rahalahy Ashton na dia eo aza ireo toe-javatra iainantsika. Jenedy PaigeIlay safidy: Ho mpanao sary hosodoko ikoizana sa reny ikoizana?Miezaka manapa-kevitra ny amin’ny fomba handanjalanajna ny fiainana amin’ny maha-mpanao sary hosodoko sy ny maha-reny ny tanora mpitovo iray. Herinandro 3 Erin RiderFandraisana fanapahan-kevitra: Fahafahana misafidy sa fanambaranaManazava ny fomba ahafantarana ny anjara asan’ Andriamanitra amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra ny tanora vavy iray. Alex Hugie sy Aspen StanderMikatsaka fiadanana ho an’ny tenanao sy ho an’ny hafa mandritra ny fotoan-tsarotraFomba valo hanampiana anao sy ny hafa hahatsapa fiadanana. Herinandro 2 Fanambarana manokana ho an’ny tena manokanaMizara ny fomba nandraisany fanambarana ho an’ny tena manokana ireo tanora. Chakell WardleighTsy tena miaina ny Filazantsara amin’ny fonao manontolo ve ianao?Manao izay rehetra azoko hatao ve aho mba hiaina tahaka ny tena mpianatr’i Kristy amin-kitsim-po tokoa? Sa tsy amin’ny foko manontolo no anaovako izany? Herinandro 1 Keith J. WilsonRehefa mandalo fahakiviana dia tsarovy ilay mpitondratena tao NainaRehefa mahatsiaro ho hadino na tsy misy miraharaha isika dia afaka mahatsiaro ny fomba nihazakazahan’ny Mpamonjy mba hanampy an’ilay mpitondratena tao Naina, dia hanampy antsika ihany koa Izy.