Takariva hiarahana amin’ny Manampahefana Ambony
Mampianatra filazantsara ny Zatovo sy ny Tanora: Filoha sy Rahavavy Oaks


Mampianatra filazantsara ny Zatovo sy ny Tanora: Filoha sy Rahavavy Oaks

Ny Filoha Dallin H. Oaks, Mpanolotsaina Voalohany ao amin’ny Fiadidiana Voalohany, sy Rahavavy Kristen Oaks vadiny dia mandray anjara amin’ny fampitana ny fampiofanana karakarain’ny deparatemanta misahana ny seminera sy institiota izay hatao ny 4 jona 2021.

Hamoaka printy