Oktobra 2011 Saturday Morning Session Saturday Morning Session Richard G. ScottNy Herin’ ny Soratra Masina Ny soratra masina dia toy ny ampaham-pahazavana kely izay manazava ny saintsika ary manome toerana ho an’ ny fitarihana sy aingam-panahy avy any ambony. Barbara ThompsonFanambarana ho an’ ny Tena Manokana sy Fijoroana ho Vavolombelona Raha mitandrina amim-pahavitrihana ny didy isika ary mangataka amim-pinoana dia ho tonga araka ny fomban’ ny Tompo manokana sy amin’ ny fotoanany ny valiny. L. Whitney ClaytonHo Avy ny Andro Miara-talanjona aminareo aho mahita ity asa ity mandroso, amin’ny fomba mahagaga sy amin’ny fomba mahavariana ary amin’ny fomba tsy toha Thomas S. MonsonMihaona Indray Isika IzaoMivavaka aho mba ho heniky ny Fanahin’ ny Tompo isika rehefa mihaino ireo hafatra anio sy rahampitso ary hianatra an’ ireo zavatra izay tian’ ny Tompo hampahafantarina antsika. José L. AlonsoManao ny Zavatra Tsara amin’ ny Fotoana Mahamety izany, tsy misy Hatak’ andro Ny Mpamonjy … dia naneho ohatra goavana tamintsika mikasika ny tsy fanaovana andraso andraso amin’ ny fanolorana fanampiana ho an’ ireo izay tsy mahafantatra intsony izany hoe fahasambarana sy fifaliana izany. Boyd K. PackerTorohevitra ho an’ ireo Tanora Fa na dia eo aza ny fanoherana sy ny fitsapana ary ny fakam-panahy dia tsy mila matahotra na ho lavo ianareo. Dieter F. UchtdorfManan-danja Aminy Ianao Kanefa mampiasa fitaovam-pandanjana hafa kely tsy mitovy amin’ ny fampiasan’ izao tontolo izao ny Tompo entiny handanjana ny hasarobidin’ ny fanahy. Saturday Afternoon Session Saturday Afternoon Session Henry B. EyringFanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ ny FiangonanaAroso mba ho tohanantsika i Thomas Spencer Monson amin’ ny maha-mpaminany sy mpahita ary mpanambara azy, ary Filohan’ ny Fiangonan’ i Jesoa Kristy ho an’ ny Olomasin’ ny Andro Farany, i Henry Bennion Eyring amin’ ny Maha-Mpanolotsaina Voalohany azy ao amin’ ny Fiadidiana Voalohany, ary i Dieter Friedrich Uchtdorf amin’ ny Maha-Mpanolotsaina Faharoa azy ao amin’ ny Fiadidiana Voalohany. David A. BednarHitodika ny Fon’ ny Zanaka Manasa ireo tanoran’ ny Fiangonana aho mba hianatra momba ny Fanahin’ i Elia sy hiaina izany. Neil L. Andersenzanaka Ijoroako ho vavolombelona ny fitahiana lehiben’ ny fananana zanaka ary ny hasambarana entin’ izy ireny ho antsika eto amin’ ity fiainana ity sy any amin’ ny mandrakizay. Ian S. ArdernFotoana Hiomanana Tokony hanokana ny fotoanantsika isika ho an’ireo zavatra manan-danja indrindra. Carl B. CookTsaratsara Kokoa ny Mitraka Rehefa mampihatra ny finoantsika isika ary miantehitra amin’ Andriamanitra mba hahazoana fanampiana, tahaka ny Filoha Monson, dia tsy ho sahiran-tsaina noho ny vesatry ny fiainana. LeGrand R. Curtis Jr.FanavotanaNy olona dia afaka manova ary tena manova ny fiainany ary mahazo fanavotana amin’ ny alalan’ i Kristy. D. Todd ChristoffersonIlay Fanomezana Masin’ ny FibebahanaAmin’ ny alalan’ ny fibebahana ihany no ahazoantsika ilay famindrampo nifono fanavotana nataon’ i Jesoa Kristy. L. Tom PerryNy Fitiavana Tanteraka Mandroaka ny TahotraRaha hanaraka ilay fanasana ny hizara ny finoanareo sy ny fahatsapanareo mahakasika ny filazantsaran’ i Jesoa Kristy izay naverina tamin’ ny laoniny ianareo dia ho namanareo lalandava ny fanahin’ ny fitiavana sy ny fanahin’ ny herimpo. Priesthood Session Priesthood Session Jeffrey R. HollandMpandray Anjara Avokoa Isika Ho an’ ny lehilahy rehetra, na tanora na antitra, izay mihazona ny fisoronana, mangataka feo matanjaka sy feno fanoloran-tena bebe kokoa aho … feo ho an’ ny tsara, feo ho an’ ny filazantsara, feo ho an’ Andriamanitra. Keith B. McMullinNy Herin’ ny Fisoronana Aharôna Ianareo sy ny anjara fanompoan’ ny Fisoronana Aharôna izay hazoninareo dia manan-danja eo amin’ ny asan’ ny Ray any an-danitra amin’ ny zanany sy eo amin’ ny fanomanana ny tany amin’ ny Fiavian’ ny Zanakalahiny Fanindroany. W. Christopher WaddellIlay Fahafahana Hanao Indray Mandeha Ihany Zavatra Iray Mitondra Soa eo amin’ny Fiainana Amin’ny alalan’ny asa feno fanoloran-tena sy fahafoizan-tena ataonareo, dia ho lasa traikefa masina ho anareo ny fitoriana ny filazantsara. Dieter F. UchtdorfManome araka ny Fomban’ ny TompoNy fitsipiky ny fifanampiana an’ ny Fiangonana dia tsy hevitra tsara fotsiny ihany. Fahamarinana nambara avy tamin’ Andriamanitra izy ireny—ireny no Fombany hanampiana ireo sahirana. Henry B. EyringFiomanana ao amin’ ny Fisoronana: “Mila ny Fanampianao Aho”Aza manahy mikasika ny tsy fanananao traikefa fa eritrereto ny zavatra mety ho vitanao, miaraka amin’ ny fanampian’ ny Tompo. Thomas S. MonsonSahia Mijoro IreryEnga anie isika hanana herimpo sy ho vonona ny hijoro amin’ ny zavatra izay inoantsika. Sunday Morning Session Sunday Morning Session Henry B. EyringVavolombelona irayNy Bokin’ i Môrmôna no taridalana tsara indrindra hanombantombanana ny ataontsika sy ny fomba ahafahantsika mihatsara kokoa. Robert D. HalesMiandry an’ i Jehovah: Aoka ny Sitraponao no Hatao Ny tanjon’ ny fiainantsika dia ny hivoatra sy hivelatra ary hahazo hery amin’ ny alalan’ ireo zavatra iainantsika manokana. Tad R. CallisterNy Bokin’ i Môrmôna—Boky iray avy amin’ Andriamanitra Rehefa miaraka amin’ ny Baiboly ny Bokin’ i Môrmôna dia vavolombelon’ ireo fotopampianaran’ i Kristy sy ny maha-Andriamanitra Azy izany. Elaine S. DaltonTiavo ny ReninyAhoana no ahafahan’ ny ray anankiray mitaiza zanakavavy iray faly sy hendry ao anatin’ ilay izao tontolo izao ankehitriny izay miha feno zavatra mampidi-doza? Nampianaran’ ireo mpaminanin’ ny Tompo ny valin’ izany. M. Russell BallardNy Maha-Zava-dehibe ny Anarana Ndeha isika hizatra … amin’ ny fanazavana tsara fa Ny Fiangonan’ i Jesoa Kristy ho an’ ny Olomasin’ ny Andro Farany no anarana napetraky ny Tompo mba hahafantarana antsika. Thomas S. MonsonMitsangàna eo amin’ ny Toerana MasinaRy rahalahiko sy ranabaviko malala, ilaina ny fifandraisantsika amin’ ny Raintsika any an-danitra—izay ahitana ny vavaka ataontsika Aminy sy ny fitaomam-panahy omeny antsika—mba handresena ireo fahasahiranana sy fitsapana eo amin’ ny fiainana. Sunday Afternoon Session Sunday Afternoon Session Russell M. NelsonFanekempihavanana Rehefa takatsika fa isika dia zanaky ny fanekempihavanana, dia fantatsika hoe iza isika ary inona no andrasan’ Andriamanitra amintsika. Dallin H. OaksIreo Fampianaran’ i Jesoa I Jesoa Kristy no ilay Zanaka Lahitokan’ Andriamanitra sy Zanaka Malalany. … Izy no Mpamonjy antsika tamin’ ny fahotana sy fahafatesana. Izany no fahalalana manan-danja indrindra eto an-tany. Matthew O. RichardsonMampianatra araka ny Fomban’ ny Fanahy Na dia mpampianatra avokoa aza isika rehetra, dia mila takatsika tsara fa ny Fanahy Masina no tena mpampianatra sy vavolombelon’ ny fahamarinana rehetra. Kazuhiko YamashitaNy Misiônera dia Harena Sarobidin’ ny FiangonanaFeno fankasitrahana aho fa ny misiônera dia nantsoin’ ny Tompo, ary mamaly an’ izany antso izany izy ireo sy manompo manerana an’ izao tontolo izao. Randall K. BennettMisafidy ny Fiainana MandrakizayNy hoavinao mandrakizay dia tsy vokatry ny vintana fa vokatry ny safidy. Tsy mba tara loatra izao hanombohana hisafidianana ny fiainana mandrakizay! J. Devn CornishNy Fahafahana Mivavaka Ny vavaka no iray amin’ ireo fanomezana tena sarobidy nomen’ Andriamanitra ny olona. Quentin L. CookIreo Hira Izay Tsy Mba Azon’ izy ireo NohirainaNa dia tsy mahafantatra ny valiny rehetra aza isika dia fantatsika ireo fitsipika manan-danja izay ahafahantsika miatrika ireo zava-miseho mampitaintaina amim-pinoana sy amim-pahatokiana. Thomas S. MonsonMandra-pihaonantsika Indray Enga anie ny fanahy izay tsapantsika teto hiaraka sy hitoetra amintsika raha hanao ireo zavatra fanaontsika andavanandro isika. General Relief Society Meeting General Relief Society Meeting Julie B. BeckIreo Zavatra Antenaiko mba ho Takatr’ ireo Zafikeliko Vavy (sy Lahy) momba ny Fikambanana Ifanampiana Efa hatrany amin’ ny andro niantombohan’ ny famerenana tamin’ ny laoniny ny filazantsara no nilan’ ny Tompo vehivavy mahatoky mba hirotsaka ho mpianany. Silvia H. AllredNy Fiantrana tsy ho Levona Mandrakizay Mitalahoa mba ho feno an’ ilay fanomezam-pahasoavan’ ny fiantrana, ilay fitiavana madion’ i Kristy. Barbara ThompsonMifikira amin’ ny Fanekempihavanana Rehefa manana finoana an’ i Kristy isika sy mifikitra amin’ ny fanekempihavanana dia hahazo ilay fifaliana voalaza ao amin’ ny soratra masina ary nampanantenain’ ireo mpaminanintsika amin’ ny andro farany. Dieter F. UchtdorfAza Hadino Aho Ny vavaka sy ny tsodrano ataoko dia ny tsy hanadinoanareo na oviana na oviana fa tena zanakavavy sarobidy ao amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra ianareo.