Oktobra 2013 Fivoriana Asabotsy Maraina Fivoriana Asabotsy Maraina Thomas S. MonsonTonga soa eto amin’ny FihaonambeMivavaka aho mba ho heniky ny Fanahin’ny Tompo isika eo am-pihainoana sy eo am-pandalinana. Robert D. HalesFihaonamben’ny Fiangonana: Manamafy Orina ny Finoana sy ny Fijoroana ho VavolombelonaTena ilaintsika tokoa ny fihaonamben’ny Fiangonana! Amin’ny alalan’ny fihaonambe dia mihamafy orina ny finoantsika ary mihalalim-paka ny fijoroantsika ho vavolombelona. Ulisses SoaresAoka ho Malemy Fanahy sy Mietry Am-poTsy midika ho fahalemena ny hoe malemy fanahy, fa midika kosa izany hoe manana fitondrantena feno hatsaram-panahy. Carole M. StephensFantatsika Ve ny Zavatra Ananantsika?Ireo ôrdônansy sy fanekempihavanan’ny fisoronana … dia manome fahafahana hahazo ny fahafenoan’ireo fitahiana nampanantenain’Andriamanitra antsika, izay azo tanterahina noho ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy. Edward DubeMijere any aloha ary MinoaEo imason’ny Tompo dia tsy dia izay zavatra vitantsika loatra na izay toerana nisy antsika no zava-dehibe fa izay tiantsika haleha. David A. BednarNy Varavaran’ny LanitraTonga eo amin’ny fiainantsika ny fitahiana ara-nofo sy ara-panahy rehefa manaja ny lalàn’ny fahafolonkarena isika. Dieter F. UchtdorfAndao Hiaraka AminayMisy toerana ho anao ato amin’ity Fiangonana ity, na manao ahoana na manao ahoana toe-javatra iainanao, sy ny tantaranao manokana, na ny tanjaky ny fijoroanao ho vavolombelona. Fivoriana Asabotsy Tolakandro Fivoriana Asabotsy Tolakandro Henry B. EyringFanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana Boyd K. PackerNy Fanalahidy ho an’ny Fiarovana Ara-panahyHanana fiadanana ao am-po ny tsirairay izay mitodika amin’ny soratra masina ary manokatra ireo fampanantenana fiarovana sy fanavotana. D. Todd ChristoffersonNy Herim-panahy Hanao ny TsaraNy zavatra manindry mandry anareo dia ny hanao ny tsara sy ny ho olona tsara ary rehefa manaraka ny Fanahy Masina ianareo dia hitombo ny herim-panahy mahefa sy mitaona hanao ny tsara anananareo. S. Gifford NielsenManafaingana ny Fanatanterahana ny Drafitry Enti-milalaon’ny Tompo!Isika tsirairay dia tokony handrafitra sy hampihatra ny drafitsika manokana enti-milalao mba hanompoana amim-pientanentanana miaraka amin’ireo misiônera manompo amin’ny fotoana feno. Arnulfo ValenzuelaZava-madinika sy TsotraAndeha isika hanampy ny hafa amim-pinoana sy amim-pitiavana. Timothy J. DychesTe ho sitrana va ianao?Rehefa mibebaka sy miova fo ho an’ny Tompo isika dia sitranina ary voafafa ny fahamelohantsika. Jeffrey R. HollandTahaka ny Vilany ArianaManao ahoana no mety ho fihetsika tsara indrindra asehonao raha toa ka miatrika olana ara-tsaina na ara-pihetseham-po ianao na ireo izay tianao? M. Russell BallardMatokia an’i JehovahManolora tena hanao izay azonao atao mba hizarana ilay hafatra lehiben’ny Famerenana amin’ny laoniny ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. Fivoriamben’ny Fisoronana Fivoriamben’ny Fisoronana L. Tom PerryIreo Fotopampianarana sy Fitsipika Ao Anatin’ireo Fanekem-pinoanaNy fanekem-pinoana tsirairay dia manampy zavatra manan-danja miavaka ao amin’ny fahatakarantsika ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. Gérald CausséTsy Vahiny Intsony IanareoAto amin’ity Fiangonana ity dia tsy misy ny vahiny na ny voailika. Tsy misy afa-tsy mpirahalahy sy mpirahavavy no ao. Randy D. FunkNantsoiny Hanambara ny TeninyRaha manetry tena ianareo, sy mankatò, ary mihaino ny feon’ny Fanahy dia hahita fahasambarana lehibe ao anatin’ny asa fanompoanareo amin’ny maha-misiônera anareo. Dieter F. UchtdorfVitanao io, izao dia izao!Fa raha mbola te hiverina hijoro koa isika sy hanohy eo amin’ilay lalana, … dia afaka mianatra zavatra avy amin’ny tsy fahombiazana ary ho tonga tsara kokoa sy falifaly kokoa. Henry B. EyringSitrano ny ferin’izy ireoMivavaka aho ny mba hahafahantsika miomana hanao izay mety ho asa fanompoan’ny fisoronana mety omen’ny Tompo antsika eo amin’ny diantsika eto an-tany. Thomas S. MonsonTena Mpiandry OndryMamaly vavaka maro ny fampianarana isan-tokantrano ary mamela antsika hahita ny fiovana izay afaka mitranga eo amin’ny fiainan’ny olona. Fivoriana Alahady Maraina Fivoriana Alahady Maraina Henry B. EyringHo an’ireo ZafikelikoMisy didy iray misongadina izay hanampy antsika amin’ny fiatrehana ireo olana ary hanampy amin’ny fanorenana fianakaviana sambatra. Dallin H. OaksTsy Manana Andriamani-kafaMoa ve isika manompo laharam-pahamehana na andriamanitra eo alohan’ilay Andriamanitra izay lazaintsika fa tompointsika? Bonnie L. OscarsonAoka Ianareo Hiova FoMitranga ny fiovam-po marina rehefa manohy miasa araka ireo fotopampianarana fantatrao fa marina ianao sy mitandrina ireo didy isan’andro ary mandavantaona. Richard J. MaynesNy Hery Ahafahana MaharitraHisy fifandraisana mivantana amin’ny herin’ny fijoroantsika ho vavolombelona sy ny halalin’ny fiovam-pontsika ny fahafahantsika maharitra hatramin’ny farany amim-pahamarinana. Richard G. ScottHerin’ny Tena Manokana avy amin’ny Sorompanavotan’i Jesoa KristyAfaka ny ho tonga madio amin’ny alalan’ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy isika tsirairay avy ary hoesorina ny vesatry ny fikomiantsika. Thomas S. Monson“Tsy Handao Anao na Hahafoy Anao Aho”Ny Raintsika any an-danitra… dia mahafantatra … fa mianatra sy mivoatra ary lasa matanjaka kokoa isika rehefa miatrika sy maharesy fitsapana izay tsy maintsy lalovantsika. Fivoriana Alahady Tolakandro Fivoriana Alahady Tolakandro Quentin L. CookFitomaniana: Tandremo ny FanandevozanaNy fanambintsika dia ny hiala amin’ny karazana fanandevozana rehetra, sy ny hanampy ny Tompo hanangona ireo nofinidiny, ary ny hahafoy ho an’ny taranaka vao misondrotra. Neil L. AndersenHery ao amin’ny FisoronanaMety hanokatra ny lambam-baravarana mba hidiran’ilay hazavana mafana ao an-trano ny lehilahy iray, kanefa tsy an’ilay lehilahy ny masoandro na ny hazavana na ny hafanana entin’izany. David M. McConkieMampianatra amin’ny Hery sy Fahefan’AndriamanitraEfa nomen’ny Tompo ny fomba ahafahan’ny Olomasin’ny Andro Farany tsirairay izay mendrika hampianatra amin’ny fomban’ny Mpamonjy. Kevin S. HamiltonMamikitra Mafy HatranyEnga anie isika hamikitra hatrany amin’ilay anja-by izay mitondra mankeo anatrehan’ny Raintsika any An-danitra. Adrián OchoaMitrakàIzao no fotoana hitodihana any amin’ilay Loharanon’ny fahamarinana ary hakana antoka fa matanjaka ny fijoroantsika ho vavolombelona. Terence M. VinsonManakaiky Bebe Kokoa an’AndriamanitraTian’ny Tompo isika mba ho tena tia Azy ka ho tiantsika ny hampifanaraka ny sitrapontsika amin’ny Azy. Russell M. NelsonFanapahan-kevitra ho an’ny MandrakizayNy fampiasanao amim-pahendrena ny fahafahanao mandray ireo fanapahan-kevitry ny tenanao manokana dia tena ilaina ho an’ny fivoaranao ara-panahy, na amin’izao fiainana izao izany na any amin’ny mandrakizay. Thomas S. MonsonMandra-pihaonantsika IndrayEnga anie isika hifaneho hatsaram-panahy bebe kokoa ary enga anie isika ho eo am-panaovana ny asan’ny Tompo hatrany. Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany Linda K. BurtonNy Hery sy Fifaliana ary Fitiavana avy amin’ny Fitandremana ny FanekempihavananaManasa antsika tsirairay hanombantombana hoe hatraiza ny fitiavantsika ny Mpamonjy, ka ny handrefesantsika izany dia ny fijerena hoe aiza ho aiza ny fitandremantsika amim-pifaliana ny fanekempihavanantsika. Carole M. StephensMisy antony lehibe hifaliantsikaRehefa mitia sy mikolokolo ary manompo ny hafa amin’ny fomba bitika sy tsotra ianareo dia mandray anjara am-pahavitrihana amin’ny asa famonjena. Linda S. ReevesTakio ireo Fitahian’ny FanekempihavananaoRehefa manavao sy manaja ny fanekempihavanantsika isika dia ho maivana ny enta-mavesatsika ary afaka ny ho tonga madio lalandava sy hahazo hery isika. Thomas S. MonsonFivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tanyIndray andro any ianareo dia handinika ny fiainanareo ary hijery ireo fotoan-tsarotra nolalovanareo, dia ho fantatrareo fa teo anilanareo foana Izy.