Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2019 Fivoriana sabotsy maraina Fivoriana sabotsy maraina Ulisses SoaresAhoana no ahafahako mahatakatra?Nanazava ny Loholona Soares fa isika rehetra dia nomena andraikitra hianatra ny filazantsara sy hampianatra izany amin’ny fianakaviantsika sy amin’ny hafa. Becky CravenMitandrina tsara ampitahaina amin’ny hoe tsy miraharaha firyMampianatra ny maha-zava-dehibe ny fitandremana tsara toy izay tsy miraharaha firy amin’ny maha-mpianatra antsika ny Rahavavy Craven. Brook P. HalesIreo valim-bavakaMizara tantara telo mba hanehoana fomba isan-karazany hamalian’ny Ray any An-danitra ny vavaka ny Loholona Hales. Dieter F. UchtdorfAsa fitoriana: Mizara ny zavatra tena inoana sy tsapanaoManome sosokevitra dimy ny amin’ny fomba handraisana anjara amin’ny asa fitoriana ny Loholona Uchtdorf. W. Christopher WaddellTsy misy hafa amin’izay nataonyMiresaka momba ny maha-zava-dehibe ny fanarahana ny ohatra nasehon’ny Mpamonjy rehefa manompo isika araka izay ilain’ny hafa ny Eveka Waddell. Henry B. EyringTokantrano itoeran’ny Fanahin’ny TompoMampianatra mikasika ny fanorenana tokantrano izay manasa ny Fanahin’ny Tompo ho ao ny Filoha Eyring. Fivoriana sabotsy tolakandro Fivoriana sabotsy tolakandro Dallin H. OaksFanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny FiangonanaNanolotra ireo Manampahefana Ambony, sy ireo Fitolopololahin’ny Vondrom-paritra ary ireo Fiadidian’ny Vondrona Fanampiny maneran-tany ny Filoha Oaks mba hotohanana. Kevin R. JergensenTatitra avy amin’ny Departemantan’ny fanamarinana ny fampiasam-bolan’ny Fiangonana, taona 2018Manolotra ny tatitra momba ny fanamarinana ny fampiasam-bolan’ny Fiangonana ho an’ny taona 2018 ny Rahalahy Jergensen. M. Russell BallardNy filazantsaran’i Jesoa Kristy izay marina sy madio ary tsotraMampianatra ny Filoha Ballard fa ny fifaliana dia azo avy amin’ny fiainana amin’ny fomba tsotra ny filazantsara, amin’ny alalan’ny fitandremana ireo didy roa lehibe. Ny Sabata sy ny fanompoana dia fomba manan-danja hitandremana ireo didy ireo. Mathias HeldMikatsaka fahalalana amin’ny alalan’ny FanahyMampianatra antsika ny antony ilantsika mianatra manavaka ny fahamarinana amin’ny alalan’ny fitaoman’ny Fanahy Masina fa tsy miankina fotsiny amin’ny fandinihana ara-lôjika ny Loholona Held. Neil L. AndersenNy masom-pinoanaMampianatra ny Loholona Andersen fa afaka mahafantatra ny fahamarinana isika amin’ny alalan’ny soratra masina, ny vavaka ataontsika manokana, ny zavatra iainantsika, ny torohevitr’ireo mpaminany sy apôstôly velona, ary ny fitarihan’ny Fanahy Masina. Takashi WadaMivoky amin’ny tenin’i KristyMiresaka momba ireo fiahiana izay tonga amintsika rehefa mivoky amin’ny tenin’i Kristy isika ny Loholona Wada. David P. HomerNandre ny feonyMampianatra ny lanjan’ny famantarana sy fihainoana ny feon’ Andriamanitra ny Loholona Homer. Jeffrey R. HollandIndro ny Zanak’ondrin’ AndriamanitraMampianatra ny Loholona Holland fa ny fivoriana fanasan’ny Tompo no ora masina indrindra ao anatin’ny herinandrontsika, ary nohazavainy ny fomba hanaovantsika ny ôrdônansin’ny fanasan’ny Tompo ho manan-danja eo amin’ny fiainantsika. Fivoriamben’ny fisoronana maneran-tany Fivoriamben’ny fisoronana maneran-tany Gary E. StevensonNy boky mirakitra ny tetik’adinareo ao amin’ny fisoronanaMampianatra ny Loholona Stevenson fa tsy maintsy manao drafitra an’ny tena manokana isika mba hahafantarantsika ny zavatra tokony hataontsika rehefa miatrika fakam-panahy. Carl B. CookNy Kôlejy: toerana ahatsapana ho isan’ireo mpikambanaMizara ny tantaran’ny fomba nitomboan’ny sampana tao Botswana noho ny vondrona mpihazona ny fisoronana mbola tanora ny Loholona Carl B. Cook ary manasa ny mpihazona ny fisoronana hafa mba hiray hina amin’ny Tompo ao amin’ny kôlejin’ny fisoronana izay misy azy ireo. Kim B. ClarkBanjino i Jesoa KristyMampianatra ny Loholona Clark fa isika dia mila mibanjina an’i Jesoa Kristy tahaka ny fibanjinany ny Ray. Rehefa manao izany isika dia hanampy antsika amin’ny fiainana ireo fanekempihavanantsika sy amin’ny filofosana amin’ny antsontsika amin’ny maha-loholona ao Isiraely antsika ny Mpamonjy. Henry B. EyringNy herin’ny fanohanana entanim-pinoanaManasa antsika mba hanohana sy hanome ny fanohanantsika an’ireo mpitarika ao amin’ny Fiangonana ny Filoha Eyring. Dallin H. OaksHitondra mankaiza izany?Manazava ny Filoha Oaks fa afaka manao safidy tsaratsara kokoa isika amin’ny alalan’ny fijerena ireo safidy misy sy ny fisaintsainana izay hitondran’izany antsika. Russell M. NelsonAfaka manao tsaratsara kokoa sy ho lasa tsaratsara kokoa isikaMampianatra mikasika ny fibebahana ny Filoha Nelson ary nanasa ireo mpihazona ny fisoronana mba hibebaka mba hahafahan’izy ireo mampiasa feno kokoa ny herin’ny fisoronana. Fivoriana alahady maraina Fivoriana alahady maraina Dale G. RenlundBe fitahianaMampianatra ny Loholona Renlund fa ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy dia maniry ny hitahy antsika saingy tsy maintsy manana finoana an’i Kristy sy manao asa isika mba hankatò ireo lalàna izay ifotoran’ireo fitahiana ireo. Sharon EubankI Kristy: Ilay hazavana izay mamiratra ao anaty haizinaMampianatra ny Rahavavy Eubank fa raha manao an’i Kristy ho ivon’ny fiainantsika isika dia hanohana antsika ao anatin’ireo fisedrantsika Izy ary ho fahazavana ao anatin’ny haizina. Quentin L. CookFitiavana lehibe ho an’ireo zanaky ny Raintsika any An-danitraMampianatra momba ny anjara asan’ny fiantrana eo amin’ny fizarana ny filazantsara, ny asa atao any amin’ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana, ary ny fampianarana ny filazantsara izay mifototra ao an-tokantrano ny Loholona Cook. D. Todd ChristoffersonMiomana ho amin’ny fiverenan’ny TompoMamariparitra ny fomba hanomanan’ny Olomasin’ny Andro Farany ny tany ho amin’ny Fiavian’i Jesoa Kristy Fanindroany ny Loholona Christofferson. Tad R. CallisterNy Sorompanavotan’i Jesoa KristyMampianatra antsika ny fomba hanampian’ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy antsika mba handresy ireo zavatra manakana ny fivoarantsika Rahalahy Callister. Russell M. Nelson“Avia, manaraha Ahy”Mampianatra ny Filoha Nelson fa tokony hanao fanekempihavanana amin’ Andriamanitra isika mba hahazo fisandratana miaraka amin’ny fianakaviantsika. Fivoriana Alahady Tolakandro Fivoriana Alahady Tolakandro Dallin H. OaksVoadio amin’ny alalan’ny fibebahanaMampianatra ny Filoha Oaks fa ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy dia manome fahafahana ny rehetra hibebaka sy ho voavela heloka raha toa ka manaraka ireo fepetra napetraky ny Mpamonjy izy ireo. Juan Pablo VillarManatanjaka ireo hozatsika ara-panahyMampianatra ny Loholona Villar fa tokony manao asa araky ny finoantsika an’i Jesoa Kristy isika fa tsy mamaky sy mianatra mikasika ny finoana fotsiny. Gerrit W. GongMpiandry Tsara, Zanakondrin’ AndriamanitraMampianatra ny Loholona Gong fa i Jesoa Kristy no ilay Mpiandry Tsara, izay miantso antsika sy manangona antsika ary mampianatra antsika mba hanompo. David A. BednarVonona hahazo ny zavatra rehetra ilainaNiresaka momba ny fampiharana ny fomba fianarana izay manome sehatra ny ao an-tokantrano sy tohanan’ny Fiangonana ny Loholona Bednar. Kyle S. McKayNy hatsaram-pon’ Andriamanitra mivantanaMijoro ho vavolombelona momba ny hatsaram-pon’ Andriamanitra mivantana izay tonga amin’ireo izay miantso ny Tompo ny Loholona McKay. Ronald A. RasbandManorina toera-mimanda misy fiainam-panahy sy fiarovanaMampianatra ny Loholona Rasband fa rehefa manorina toera-mimandan’ny tanjaka ara-panahy isika dia afaka manalavitra ireo fakam-panahin’ilay fahavalo. Russell M. NelsonLahateny famarananaMamarana ny fihaonambe ny Filoha Nelson, manao filazana mikasika ny tempoly vaovao ary mampirisika antsika mba ho tena mpanaradia marina an’i Jesoa Kristy.