2015
Ny Fampianarana ho an’izao Androntsika izao
Mey 2015


Ny Fampianarana ho an’izao Androntsika izao

Manomboka amin’ny Mey 2015 ka hatramin’ny Ôktôbra 2015, ny lesona ao amin’ny Fisoronana Melkizedeka sy ny Fikambanana Ifanampiana isaky ny Alahady fahaefatra dia tokony homanina avy amin’ny lahateny anankiray na mihoatra izay natao nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana volana Aprily 2015. Amin’ny Ôktôbra 2015, dia azo fantenina avy ao amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana volana Aprily 2015 na Ôktôbra 2015 ireo lahateny. Tokony hifidy ireo lahateny izay ho ampiasaina any amin’ny faritra misy azy ireo ny filohan’ny tsatòka sy distrika, na azon’izy ireo omena ny eveka na ny filohan’ny sampana izany andraikitra izany.

Ireo izay manatrika ny fampianarana isaky ny Alahady fahaefatra dia entanina mba handalina mialoha ireo lahateny voafantina. Hita amin’ny fiteny maro ao amin’ny conference.lds.org ireo lahatenin’ny Fihaonambe.

Hamoaka printy