2015
Mitodika any amin’ny tempoly
Jona 2015


Ho an’ny ankizy

Mitodika any amin’ny tempoly

Nanazava ny Filoha Eyring fa noho ny fisoronana, dia afaka mankany amin’ny tempoly mba hofehezina miaraka amin’ny fianakaviantsika ho mandrakizay isika. Ataovy sary na tadiavo ny tempoly izay tianao indrindra ary apetraho amin’ny toerana talaky maso izany. Ataovy lisitra ny fomba hiomananao amin’ny fankanesana any amin’ny tempoly indray andro any.

Hamoaka printy