2016
ny fanamby mba ho tsara fanahy
Janoary 2016


Ho an’ny ankizy

Ny fanamby mba ho tsara fanahy

Rehefa nitsidika ny vahoaka tany Amerika i Jesoa dia nampianatra azy ireo mba hifankatia sy ho tsara fanahy. Inona no azonao atao mba hanarahana an’i Jesoa sy ho tia ny hafa? Misy ohatra vitsivitsy ireto: Asio marika ny fanamby tsirairay rehefa vitanao izany.

  • □ Afaka mamihina olona iray izay malahelo aho.

  • □ Afaka manompo mangingina ny olona iray aho.

  • □ Afaka mamaky na mijery lahateny iray avy amin’ny fihaonambe mikasika ny hoe tsara fanahy aho.

  • □ Afaka mihira ny hiran’ny kilonga ho an’ny fianakaviako aho.

  • □ Afaka mitsiky amin’ny olona iray izay toa manirery aho.

  • □ Afaka _________________________________________ aho.□

  • Afaka _________________________________________ aho.

Hamoaka printy