Ho an’ny ankizy Fidio ny tsara Ny fisafidianana ny tsara dia mitondra antsika hanakaiky kokoa ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy. Izany koa dia manampy antsika ho faly sy ho voaro. Ataovy anaty faribolana ireo fomba ahafahanao misafidy ny tsara. Mangala-tahaka any am-pianarana Mamaky ny soratra masina Miangona Manao kilalao tsara Miady amin’ny iray tampo aminao Manompo ny hafa Sary nataon’i Katie McDee