2018
Mahatsiaro an’i Jesoa
February 2018


Ankizy

Mahatsiaro an’i Jesoa

Mampianatra ny soratra masina fa tokony hahatsiaro mandrakariva an’i Jesoa Kristy isika. Midika izany fa isika dia tokony hieritreritra Azy fatratra sy hanaraka ny ohatra nasehony!

Apetraho amin’ny toerana izay ahafahanao mahita azy matetika ny sarin’i Jesoa.

“Ary raha mahatsiaro Ahy mandrakariva ianareo dia hanana ny Fanahiko miaraka aminareo” (3 Nefia 18:7).

Hamoaka printy