Janoary 2024 Tonga soa ato amin’ity laharana ityJohn Hilton IIIIlay olona manan-danja indrindra ao amin’ny Bokin’i MôrmônaVoatonona mihoatra ny im-7000 ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, i Jesoa Kristy no olona manan-danja indrindra ao amin’izany. Ireo lahatsoratra misy ato Henry B. EyringNy fahazavantsika any an-tany foanaMampianatra ny Filoha Eyring fa ny Bokin’i Môrmôna dia fahazavana iray izay afaka ny hanazava ny dia ataontsika eo amin’ny fiainana sy hitarika antsika ho any amin’ny Mpamonjy. Denelson SilvaTadiavo fatratra dia hahita ianareoMampianatra ny Loholona Silva fa ny Tompo dia efa nanambara ny fomba ahafahantsika mikatsaka fahamarinana sy tari-dalana eo amin’ny fiainantsika. I John Hilton III Madison sy i Madison SinclairI Jesoa Kristy ao amin’ny Bokin’i MôrmônaImpiry ny Tompo no voatonona ao amin’ny Bokin’i Môrmôna? Ted BarnesFamakiana milamina: Mahita ny Mpamonjy ao amin’ny soratra masinaNy maha toy ny fitsidihana tranom-bakoka ana zava-kanto ny famakiana soratra masina. Becca Aylworth WrightIreo fianarana momba ny fizakan-tena: Mampifandray ny fitantanam-bola amin’ireo fahamarinana ao amin’ny filazantsaraIreo fianarana momba ny fizakan-tena atolotry ny Fiangonana dia manampy ireo mpandray anjara amin’izany hitondra hevitra ara-panahy eo amin’ny filàn’izy ireo ara-bola. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Dean CooperNy fanatitra tsara indrindra atolotsikaRaha nahita hazo marary teo amin’ny tokotanin’ny Tempolin’i Washington D.C. taloha kelin’ny famerenana ny fanokanana izany ny mpikarakara zaridaina iray, dia nangatahin’ilay vadiny ireo namany mba hivavaka ho an’ny fahasitranan’ilay hazo. Raúl Fabrizio GarcíaNy onjam-peo marinaNy mpanara-maso ny fifamoivoizana amin’ny habakabaka iray dia afaka manampy ny mpanamory iray very tao anatin’ny zavona, rehefa nanaraka ny onjam-peo avy amin’ny trano fanaraha-maso ny fifamoivoizan’ny fiaramanidina ilay mpanamory. Giuseppe MonnoIreo harenako lehibe indrindra Ny fodiana ho Olomasin’ny Andro Farany dia nitarika lehilahy iray ho amin’ny batisa sy fiainam-baovao ao amin’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. David BaxterNy hafatry ny Tompo ho ahyNy lehilahy iray izay tsy Olomasin’ny Andro Farany dia mianatra fa ireo fampianarana avy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna dia fomba tsara iray hitadiavana fijoroana ho vavolombelona momba izany. Avia, hanaraka Ahy Lasa vavolombelonaAfaka ny ho vavolombelona manambara momba ny Bokin’i Môrmôna ny tsirairay avy amintsika. Inona no mahatonga ny soratra masina ho “sarobidy”?Sahala amin’ny lanjan’ireo takela-barahina tamin’ny fianakavian’i Lehia, ny Bokin’i Môrmôna dia mitahiry fahamarinana manan-danja ho antsika. Moa ve aho “mpirobo-drano” sa “mpisitrika anaty rano”?Inona no mahasamihafa ireo izay nifikitra amin’ny anja-by sy ireo izay nihazona mafy ny anja-by? Moa ve ny Tompo no itodihako voalohany?Manombana ny fiankinantsika amin’ny hafa raha ampitahaina fiankinantsika amin’ny Tompo sy ny filazantsarany. Zava-kanto momba ny Bokin’i MôrmônaNy LiahônàHaikanto tsara tarehy maneho tantara mifandray amin’ny soratra masina. Tanora Diego TorresMandresy ny tsy fananan-tanjona ara-panahy—Inona izao no hataoko?Mianatra manaraka an’i Jesoa Kristy mandritra ny fotoana tsy hananan-tanjona ara-panahy ny tanora iray. Nahoana Andriamanitra no tsy nanova ny fiainako?Tanora iray manazava ny fomba nanatsaran’ny fahatakarana ny fahafahana misafidy ny fifandraisany amin’ny Ray any An-danitra. Andian-dahatsoratra mitohy Ho an’ny ray aman-drenyMitady ny fahazavan’ny Mpamonjy ao amin’ny Bokin’i MôrmônaSoso-kevitra ho an’ny fampiasana ity laharana ity hoenti-mampianatra ny zanakao hitady ny fahazavan’ny Mpamonjy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Mitombo taona amim-pahatokianaMichelle Dennis ChristensenMahita fahafenoana amin’ny alalan’i Jesoa KristyEfa ary elatra avokoa ny zanako ka manana fahalalahana indray aho izao. Nahoana aho no tsy nahatsapa ho niadana? Tafaorina eto ny FiangonanaBogotá, ColombieFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Colombie.