Sekoly Alahady
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha filohan’ny Sekoly Alahady ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky Torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia hevero ny hampiasa ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanohanana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana.Ity loharanom-pitaovana ity dia afaka ny ho tari-dalana ho anao mba hianarana ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy. Eo am-piezahanao mampianatra araka ny fombany dia hanampy anao Izy ho lasa ilay mpampianatra fantany fa azonao hahatongavana.

Hamoaka printy