Fanampiana amin’ny fandalinana
16. Fonjan’i Carthage


16. Fonjan’i Carthage

Sary
sary 16

Ny tranomaizina ao amin’ny tanànan’i Carthage, Illinois.

Ny zava-dehibe nitranga: Nizotra nankany Carthage i Joseph Smith sy i Hyrum rahalahiny ny 24 jona 1844. Naiditra am-ponja teo ambany fiampangana lainga ho mpamadika izy ireo ny 25 jona. Ny 27 jona dia mpihetraketraka nahitana lehilahy sahabo ho 100, miaraka amin’ny tarehy miloko mainty, no nanafika ny fonja. Voatifitra ka maty i Joseph sy i Hyrum, i John Taylor kosa azon-dratra maromaro. Tsy nampino ny tsy fisian’ny ratra teo amin’i Willard Richards.

Hamoaka printy