Fanampiana amin’ny fandalinana
4. Trano Fanaovana Printin’i Grandin


4. Trano Fanaovana Printin’i Grandin

Sary
sary 4

Trano fanaovana printy naverina tamin’ny laoniny an’i Egbert B. Grandin tao Palmyra, New York, izay namoahana ny tahadika voalohan’ny Bokin’i Môrmôna tamin’ny taona 1830. Nametraka ho antoka ny toeram-piompiany sy famboleny i Martin Harris sady nivarotra ny ampahany tamin’izany mba handoavana ny vidin’ny fanontana printy tahadika miisa 5000 amin’ny Bokin’i Môrmôna. Nanomboka tamin’ny volana aogositra 1829 ny fandaharana ireo tarehin-tsoratra ary nivoaka ny 26 martsa 1830 ireo tahadika vita printy.

Ny zava-dehibe nitranga: Nodidina hanome malalaka amin’ny fananany i Martin Harris handoavana ny trosa amin’ny fanontana ny Bokin’i Môrmôna (F&F 19:26–35).

Hamoaka printy