Aprily 2015 Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran-tany Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran-tany Nataon’i Cheryl A. EsplinMameno ny tokantranontsika amin’ny fahazavana sy fahamarinana Nataon’i Carole M. StephensAvy amin’ Andriamanitra ny fianakavianaNampiasa ireo teny ao amin’ny hiran’ny Kilonga i Carole M. Stephens mba hampianarana mikasika ny anjara asan’ny fianakaviana---ny fianakaviantsika eto an-tany sy ny fianakaviantsika any an-danitra---ao amin’ny drafitr’ Andriamanitra. Nataon’i Bonnie L. OscarsonMpiaro ilay Fanambarana momba ny FianakavianaMamporisika ireo vehivavy Olomasin’ny Andro Farany mba hiaro ny fanambadiana, ny andraikitra masin’ny ray aman-dreny ary ny fahamasinan’ny tokantrano ny Rahavavy Bonnie L. Oscarson. Nataon’ny Filoha Henry B. EyringIlay MpampiononaMamaritra ny fomba hitaoman’ny fanekempihavanan’ny batisa antsika i Henry B. Eyring mba hampita ny fangorahan’ny Mpamonjy amin’ireo izay mitondra ireo enta-mavesatry ny fiainana. Fivoriana Asabotsy Maraina Fivoriana Asabotsy Maraina Nataon’ny Filoha Henry B. Eyring“Tsy izao va no fifadian-[kanina] izay ankasitrahako?”Mampianatra momba ny fitahiana ara-nofo sy ara-panahy entin’ny fifadian-kanina sy ny fanatitra amin’ny fifadian-kanina i Henry B. Eyring Nataon’ny Filoha Boyd K. PackerNy drafitry ny fahasambaranaNampianatra mikasika ny fanambadiana, ny hery ahafahana miteraka sy ny fibebahana ary ny fianakaviana mandrakizay i Boyd K. Packer. Nataon’i Linda K. BurtonHiara-hivoatra isikaNampianatra Rahavavy Burton fa rehefa mitandrina ny fanekempihavanany ny lehilahy sy ny vehivavy ary mifampahery dia afaka manatratra ilay hery anaty feno ananany. Nataon’ny Loholona Dallin H. OaksFanoharana momba ilay mpamafy voaNiresaka momba ny fanoharan’ny mpamafy voa i Dallin H. Oaks ary nampitandrina amin’ny toe-tsaina izay manakana ny tenin’ Andriamanitra tsy handrombona ao am-pontsika sy hamokatra “voa.” Nataon’ny Loholona L. Whitney ClaytonSafidio ny hinoNy Loholona L. Whitney Clayton ao amin’ny Fitopololahy dia nampianatra fa manaraka hazavana ara-panahy isika eo amin’ny fiainantsika rehefa misafidy ny hino ny Mpamonjy sy ny filazantsarany. Nataon’ny Loholona L. Tom PerryNahoana no manan-danja ny fanambadiana sy ny fianakaviana—Na aiza na aiza eto amin’izao tontolo izaoNanazava ny antony mbola maha-zavatra tsara indrindra ny fanambadiana sy ny fianakaviana manerana izao tontolo izao ny Loholona L. Tom Perry ary nanazava ny antony tokony hitondrantsika fanampiana amin’ny ezaka atao mba hanamafisana orina azy ireo maneran-tany. Fivoriana Asabotsy Tolakandro Fivoriana Asabotsy Tolakandro Nataon’ny Filoha Dieter F. UchtdorfFanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny FiangonanaNanolotra ireo anaran’ny Manampahefana Ambony sy ireo mpiandraikitra ambony an’ny Fiangonana i Dieter F. Uchtdorf mba hotohanana. Natolotr’i Kevin R. JergensenTatitry ny Departemantan’ny Fanamarinana ny Fampiasam-bolan’ny Fiangonana, 2014Namaky ny tatitra momba ny fanamarinana ny fampiasam-bola ho an’ny taona 2014 i Kevin R. Jergensen, izay Tale mpitantana ny Departemantan’ny Fanamarinana ny Fampiasam-bolan’ny Fiangonana. Natolotr’i Brook P. HalesTatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2014 Nataon’ny Loholona David A. BednarNoho izany izy ireo dia nampangina ny tahonyNampianatra ny fomba ahafahantsika mandresy ireo tahotra ara-nofo amin’ny alalan’ny fananana finoana an’i Jesoa Kristy sy ny fanorenana ny fiainantsika eo amin’ny fotony i David A. Bednar. Nataon’ny Loholona D. Todd ChristoffersonNahoana no ilaina ny manambady sy manorina fianakaviana?Miresaka mikasika ny maha-zava-dehibe ny fanambadiana eo amin’ny lehilahy iray sy ny vehivavy iray ary ny toerana misy izany ao anatin’ny drafitry ny fahasambaran’ Andriamanitra i D. Todd Christofferson. Nataon’ny Loholona Wilford W. AndersenNy feon-kiran’ny filazantsaraNy Loholona Wilford W. Andersen ao amin’ny Fitopololahy dia mampianatra ny fomba ahafahantsika mampianatra sy mankafy ny firindran’ny feon-kiran’ny filazantsara, ao an-tokantranontsika, miaraka amin’ireo zanatsika. Nataon’ny Loholona Dale G. RenlundManohy miezaka ny Olomasin’ny Andro FaranyNampianatra ny Loholona Dale G. Renlund fa izany hoe Olomasina izany dia midika hoe manohy miezaka, ary ny maha-Olomasina dia mamporisika antsika hanohy hiezaka sady hamela ny hafa hanana izany fahafahana izany ihany koa. Nataon’ny Loholona Michael T. RingwoodTena feno hatsarana ary tsy mba mamitaka Nataon’ny Loholona Quentin L. CookNy Tompo no fahazavakoMampianatra ny Loholona Quentin L. Cook fa raha manaraka ny Mpamonjy sy miaina ao anatin’ny firaisan-kina isika dia handrombona na dia eo aza ny fahasarotan’ny zava-misy manodidina antsika. Fivoriamben’ny Fisoronana Fivoriamben’ny Fisoronana Nataon’ny Loholona M. Russell BallardTaranaka tanora tsara indrindraManentana ireo misiônera nahavita asa fitoriana sy ireo tanora rehetra ny Loholona M. Russell Ballard mba hiaina ny fenitry ny filazantsara ho an’ny mpanara-dia marina. Nataon’ny Loholona Ulisses SoaresEny, afaka mandresy isika ary handresy!Mijoro ho vavolombelona ny Loholona Ulisses Soares fa raha mitoetra ho marina amin’ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika mikasika an’i Jesoa Kristy sy ny filazantsarany isika dia handresy amin’ireo ady ataontsika amin’ny ratsy. Nataon’i Larry M. GibsonNy maha-ray—anjarantsika mandrakizayRahalahy Larry M. Gibson dia mampianatra ny lehilahy ao amin’ny Fiangonana momba ny maha-zava-dehibe fototra ny anjara asan’izy ireo amin’ny maha-ray, na ho amin’izao fotoana izao izany na ho amin’ny mandrakizay. Nataon’ny Filoha Dieter F. UchtdorfNy amin’ny hoe tsisy fitakaNampianarin’ny Filoha Uchtdorf an’ireo mpihazona fisoronana ny lanjan’ny maha mpianatra manetry tena sy tena marina. Nataon’ny Filoha Henry B. EyringNy fisoronana sy ny vavaka ataon’ny tena manokanaMampianatra ireo mpihazona ny fisoronana ny Filoha Henry B. Eyring fa rehefa mivavaka sy mikatsaka ny Fanahy amim-panetrentena izy ireo dia hanampy azy ireo Andriamanitra hahafantatra izay tokony holazainy sy hataony. Nataon’ny Filoha Thomas S. MonsonNy Fisoronana—fanomezam-pahasoavana masinaNampianarin’ny filoha Thomas S. Monson ireo mpihazona fisoronana hankafy ny fanomezam-pahasoavan’ny fisoronana, sy hananan fiainana mendrika ahafahana mampiasa ny fahefan’izany, ary hanara-dia ny Mpamonjy. Fivoriana Alahady Maraina Fivoriana Alahady Maraina Nataon’ny Filoha Thomas S. MonsonIreo fitahiana avy amin’ny tempolyAmpianarin’i Thomas S. Monson ny momba ny fampiononana sy ny fiadanana ary ny hery izay afaka hirotsaka amintsika rehefa manatrika ny tempoly isika. Nataon’i Rosemary M. WixomMiverina amin’ny finoanaMizara ny tantaran’ny vehivavy iray izay niala tamin’ny fisalasalana ho amin’ny finoana sy ny tantaran’ny fianakaviany sy ny namany izay nanohana azy tamim-pitiavana i Rosemary M. Wixom. Nataon’ny Loholona José A. TeixeiraMikatsaka ny TompoMampianatra ireo fahazarana telo izay hanampy antsika hianatra momba ny Mpamonjy sy hiaina fifaliana na dia ao anatin’ny fotoan-tsarotra aza ny Loholona José A. Teixeira ao amin’ny Fitopololahy. Nataon’ny Eveka Gérald CausséMbola mahagaga anareo ve izany?Manasa antsika ny eveka Gérald Caussé mba hahatsiaro mandrakariva ireo zava-mahagagan’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. Nataon’ny Loholona Brent H. NielsonMiandry ilay naniaNitantara tantaran’ny tenany manokana ny Loholona Elder Brent H. Nielson izay mikasika ny fomba hanehoana fitiavana sy hiandrasana ny hafa izay nanary ny finoany. Nataon’ny Loholona Jeffrey R. Holland[Fahamarinana,] fitiavana, famindrampo, no tafaraka soaMijoro ho vavolombelona momba ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy i Jeffrey R. Holland ary manazava ny fifandraisan’izany amin’ny Fahalavoan’i Adama sy i Eva. Nataon’ny Filoha Dieter F. UchtdorfNy fanomezam-pahasoavan’ny famindrampo Fivoriana Alahady Tolakandro Fivoriana Alahady Tolakandro Nataon’ny Loholona Robert D. HalesMiaro ny fahafahana misafidy, miaro ny zom-pahafahana misafidy ny finoanaNanazava ny antony ilantsika ny zom-pahafahana misafidy ny finoana ny Loholona Robert D. Hales mba hampiasana ny fahafahana misafidy sy hanatanterahana ny drafitry Ray any An-danitra. Nataon’ny Loholona Kevin W. PearsonMijanòna eo akaikin’ilay hazoManazava i Kevin W. Pearson fa ny fahitan’i Lehia ny hazon’ny fiainana dia mampianatra antsika ny zavatra tokony hataontsika mba haharetana hatramin’ny farany. Nataon’ny Loholona Rafael E. PinoNy fomba fijery mandrakizay raketin’ny filazantsaraNy fahatakarana ny drafitry ny famonjena dia manome antsika fomba fijery mandrakizay izay manampy antsika hanome lanja ny didy sy ny fanekempihavanana nataontsika ary ireo fitsapana sy fahoriana. Nataon’ny Loholona Neil L. AndersenHo Tonga anie ny FanjakanaoMiresaka momba ny andraikitra ananan’ny mpikamban’ny Fiangonana hanampy amin’ny fananganana ny fanjakan’ Andriamanitra sy amin’ny fiomanana amin’ny fiavian’ny Tompo Fanindroany ny Loholona Neil L. Andersen. Nataon’ny Loholona Jorge F. ZeballosRaha ho tompon’andraikitra ianareoMizara fitsipika manan-danja efatra ny Loholona Jorge F. Zeballos mba hanampiana antsika ho tompon’andraikitra eo anatrehan’ny Raintsika any An-danitra sy ho lasa tahaka Azy. Nataon’ny Loholona Joseph W. SitatiMaroa fara sy mihabetsaha, ary mampanompoa ny tanyMampianatra mikasika ny anjara asantsika ao amin’ny drafitry ny famonjena ny Loholona Sitati, ary mampianatra ny fomba hanampiana antsika ho lasa tahaka an’ Andriamanitra amin’ny alalan’ny fanatanterahana ireo anjara asa ireo. Nataon’ny Loholona Russell M. NelsonFahafinaretana ny SabataMampianatra ny fomba ahafahantsika manao ny Sabata ho fahafinaretana i Russell M. Nelson amin’ny alalan’ny fampatanjahana ny fifandraisan’ny fianakaviana sy ny fanaovana tantaram-pianakaviana ary ny fanompoana ny hafa.