2011
Vaovao voaray farany
Aprily 2011


Vaovao voaray farany

Nisy filazana tao amin’ny Liahona Janoary 2011 fa misy misiônera izay tsy teratany Ivoariana manompo any Côte d’Ivoire (jereo ny Samuel Gould, “In the Presence of Angels,” 50). Taorian’ny namoahana izany laharana izany dia niova ny toe-draharaha tany, hany ka nalefa tany amin’ny toerana hafa ireo misiônera izay tsy teratany Ivoariana. Manaraka akaiky ny fivoaran’ny raharaha pôlitika any amin’ny toerana izay hanompoan’ ireo misiônera ny Fiangonana ary manala azy ireo rehefa ilaina izany. Tsy afaka miverina ireo misiônera raha tsy efa hita fa miverina milamina ny toe-draharaha.

Hamoaka printy