Liahona, Aprily 2011 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Tsy ato Izy, fa efa nitsangana Nataon’ny Filoha Thomas S. Monson 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Ny Tanjon’ny Fikambanana Ifanampiana Lahatsoratra Manokana 20 Ny Hahatsiaro Azy Mandrakariva Nataon’ny Loholona D. Todd Christofferson 28 Rebecca Swain Williams: Mafy Orina sy Tsy voahozongozona Nataon’i Janiece Lyn Johnson Nitoetra ho mahatoky tao amin’ny filazantsara izy na dia niatrika fanoherana avy amin’ny fianakaviany aza. 32 Namakivaky Ranomasina Tamim-pahatokian-tena tany amin’ny Nosikely Marshall Nataon’i Joshua J. Perkey Indraindray isika dia mila ny hafa hanampy antsika hahita ny lalantsika mankany amin’ny lalana ety sy tery. Departemanta 8 Zava-madinika sy Tsotra 11 Manompo ao amin’ny Fiangonana “Izany Rehetra Izany dia Mitahy Ahy” Nataon’i Michael R. Morris 12 Ny Zavatra Inoantsika I Jesoa Kristy dia Nanonitra Ny Fahotantsika 14 Miresaka an’i Kristy Isika Mibebaha, Miverena amin’ny Tompo ary Aoka Ianao ho Sitrana Nataon’i David L. Frischknecht 16 Fianarana Filazantsara Ny Hery Manadion’i Getsemane Nataon’ny Loholona Bruce R. McConkie 38 Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany 74 Vaovaom-piangonana 79 Hevitra ho an’ny Takarivan’ny Mpianakavy 80 Mandrapihaonantsika Indray Satroka Tsilo, Satroky ny Fandresena Nataon’i Larry Hiller Tanora Mpitovo 42 Ny Fanekempihavanana dia Mandrakizay Nataon’i Marta Valencia Vásquez Fony aho mbola zatovovavy dia nanapa-kevitra ny hoe ho any amin’ny tempoly indray andro any, na dia tsy mbola nisy tempoly aza tany Costa Rica tamin’izany. 44 Mihaino Ihany nony Farany Tsy nambara ny anarana Ho an’ny Zatovo 46 Fanontaniana & Valiny “Nahoana ny fianakaviako no manana olana na dia efa mankany am-piangonana aza izahay sy manao ny takarivan’ny mpianakavy ary miezaka miaina ny filazantsara? Inona ireo zavatra hafa mbola azonay hatao?” 48 Sary Hahatsiaro Azy Mandrakariva 49 Fitsipika anampy Fitsipika Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 76:22–24 50 Valisoan’ny Fanarenana Indray Nataon’i Ashley Dyer Tao anatin’ireo zavatra ravarava sisa tavela vokatry ny horohoron-tany dia nahita ny dikan’ny hasarobidin’ny tenako manokana aho. 52 Ny Herin’ny Soratra Masina Nataon’i Adam C. Olson 55 Avy any amin’ny Sahan’ny Fitoriana Tao Anatin’ny Tsodrano Nomena Ahy Ny Valiny Nataon’i Scott Talbot 56 I Jesoa Kristy Ilay Mpanalalana Nataon’ny Filoha Boyd K. Packer Ho an’ny Ankizy 59 Ny Safidin’i Niya Nataon’i Marcel Niyungi Tsy maintsy nisafidy izy rehefa tonga saina fa betsaka loatra ny famerim-bola nomen’ilay mpivarotra. 60 Herinandron’ny Paska Na dia andro iray ihany aza no hankalazantsika ny Paska, dia naharitra herinandro ireo zava-nitranga teo amin’ny fiainan’ny Mpamonjy izay tsaroana amin’izany 62 Zava-kanto nataon’ny Ankizy Manerana an’Izao Tontolo Izao Mpanarato, tempoly, mpitory sy ny maro hafa. 65 Vavolombelona Manokana Ahoana no Ahafahako Mitoetra ho Voaro amin’ny Zavatra Ratsin’izao Tontolo izao? Nataon’ny Loholona Richard G. Scott 66 Mitondra ny Kilonga Mody I Jesoa Kristy no Mpamonjy sy Mpanavotra ahy Nataon’i Ana Maria Coburn sy i Cristina Franco 68 Sambatra ao an-tokantrano Nataon’i Chad E. Phares 70 Ho an’ny Ankizy Madinika Eo amin’ny fonony Ny Fiadanako no avelako ho Anareo, nataon’i Walter Rane, nahazoana lalana avy tamin’ny Church History Museum. Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity laharana ity. Ampaham-baliny: mpanjakavavy tsara tarehy. Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ny internet