Liahona, Aprily 2012 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: “Nitsangana tamin’ny maty Izy”—Fijoroana ho vavolombelon’ny Mpaminany iray Nataon’ny Filoha Thomas S. Monson 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Manehoa Fitiavana, Fikarakarana ary Fampahatanjahana Lahatsoratra Manokana 12 Ny Sorompanavotana sy ilay Dia Eto An-tany Nataon’ny Loholona David A. Bednar Ny fomba hanatanjahan’ny Sorompanavotana antsika mba hanao ny tsara sy ho lasa tsara toetra ary hanompo mihoatra ny faniriantsika sy ny hery ananantsika. 20 Ireo Fitahiana avy amin’ny Seminera Nataon’i Brittany Beattie Mizara ny fomba hanampian’ny seminera azy ireo mba hanatona an’i Kristy ny zatovo manerana an’izao tontolo izao. 26 Antso Iray ho an’ny Mpikambana Vaovao Iray Nataon’i Helena Hannonen 30 Filankevitry ny Paroasy Manao ny Asany Nataon’i LaRene Gaunt Departemanta 8 Bokikelin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana Volana Aprily Mianatra Zavatra Bebe Kokoa avy amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana Nataon’i Michael Barber sy i David Marsh 10 Miresaka an’i Kristy Isika Fahasoavana Mahagaga Nataon’i Kristen Nicole Cardon 34 Ny Tokantranontsika, ny Fianakaviantsika Manokana Fotoana Hiresahana sy Hihainoana Nataon’i Rosemary M. Wixom 38 Ny FEON’NY Olomasin’ny Andro Farany 74 Vaovaom-piangonana 79 Hevitra ho an’ny Takarivan’ny Mpianakavy 80 Mandrapihaonantsika Indray Fanantenana ao amin’ny Sorompanavotana Nataon’ny Eveka Richard C. Edgley Tanora Mpitovo 42 Mahafantatra an’i Bleck ny Olona Rehetra Nataon’i Adam C. Olson Ny fitiavan’i Bleck ny basketball dia sady fitsapana no fitahiana. Ho an’ny Tanora 46 Fanontaniana sy Valiny Maninona no mila mandeha manao seminera aho raha toa ka afaka mandalina irery ny soratra masina? 48 Nahoana no Ilaina ny Manatrika Seminera? Miresaka momba ireo fitahiana avy amin’ny seminera ireo mpaminany fito. 50 Seminera any amin’ny Ala Mikitrok’i Équateur Nataon’i Joshua J. Perkey Ny fomba namenoan’ny seminera fijoroana ho vavolombelona sy fahalalana ary finoana an’ireo zatovo tao amin’ny sampana vaovao iray izay olona niova fo vao haingana ny ankamaroany. 52 Inona no aorian’ny Seminera? Nataon’i David A. Edwards Ity ny fanasana anao hanatrika institiota. 53 Andalana Anampy Andalana: 2 Timoty 3:16–17 54 Aza Mianjera Nataon’i Adam C. Olson Ny fikarakarana sy ny fiomanana kely dia afaka misoroka olana lehibe. 57 Sary Halalino ny Soratra Masina Ho an’ny Ankizy 58 Fotoana Hifampiresahana Nataon’i Hilary Watkins Lemon 61 Nanapatapaka ny Famatoran’ny Fahafatesana Izy Nataon’ny Loholona Patrick Kearon Maty ny Mpamonjy ary nitsangana tamin’ny maty mba hahafahantsika hiaina indray miaraka amin’ny Ray any an-danitra sy ny fianakaviantsika. 62 Mitondra ny Kilonga Mody Mampianatra Ahy Hisafidy ny Tsara i Jesoa Kristy 64 Hira Hiezaka ho toa an’ i Jesoa Aho Nataon’i Janice Kapp Perry 66 Mpirahavavy amin’ny Anarana sy amin’ny Finoana Nataon’i Heather Wrigley 68 Vavolombelona Manokana Inona no Azoko Atao mba Hanarahana ny Drafitry ny Ray any an-danitra ho Ahy? Nataon’ny Loholona Richard G. Scott 69 Ireo Fitsipiky ny Filazantsarako 70 Ho an’ny Ankizy Madinika 81 Olona voalaza ao amin’ny Soratra Masina Bokin’i Môrmôna Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity laharana ity. Torohevitra: Fidio ilay pejy izy. Eo amin’ny fonony Any ambadika: Aza Manendry Ahy, nataon’i Minerva Teichert, nahazoana lalana avy tamin’i Brigham Young University Museum of Art. Ao ambadika: Sombiny avy amin’ny Indro ny tanako, nataon’i Jeff Ward Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ny internet