Fotoana Iray Manokana Hieritreretana an’i Jesoa Kristy
Ny fivorian’ny fanasan’ny Tompo dia fotoana iray manokana natao hipetrahana amim-pahanginana sy hieritreretana ny Mpamonjy.
I Jesoa dia natao batisa tao amin’ny renirano Jordana.
Nanasitrana olona i Jesoa.
Nitia ny ankizy i Jesoa.
Nijaly sy maty ho antsika i Jesoa.
Nitsangana tamin’ny maty i Jesoa ny marainan’ny Paska.
Noho i Jesoa, isika koa dia ho velona indray!
Ataovy sary eto ny tenanao na apetaho eto ny sarinao.